Foara Bay 1ère édition Amboasary

Ajouter un événement
 Hasaina handray anjara daholo izay manana entana tsara kalitao vita malagasy 100%, na vita vahiny
‼‼  Tanterahina ny 23-24-25 ary mifarana 26 Jona 2025 eo amin'ny tananan'Amboasary Gara ✍✍
Faranantsika amin'ny spectacle miaraka amin'i @Raiven sy Arione Joy ✊🔊🔊
Mpanohana ofisialy : Orange

☎ Filan-kevitra : 037 62 702 52 / 034 52 702 52

Evénements similaires