Forum
Sary
Aiza?
Top sary
Chat
Carte Postale
Cours dessin
voatSiNAPy
Vidéo
SariVolana
WebCam


Sary teo anelanelan'ny taona 1979-89:
sary1 (11)
sary2 (11)
sary3 (11)
sary4 (11)
sary5 (11)

Tsindrio, raha toerana lavitra ianao!.Mpitsidika faha-

E-mail
Annuaire


tsara.be.ma
TSARA BE raha MAro, ny kanto, ny hevitra avy aty aminao, ho an' ny hafa. Ny hevitry ny maro mahataka-davitra.


Hampahalalao ny namanao sy izay rehetra fantatrao ity site ity.

http://www.tsara.be.ma

Maro ny azo andikana ny teny hoe kanto, toy ny tsara, meva sns...; tsy ho kanto lalandava anefa raha tsy koloina. Tsy misaraka noho izany izy roa ireo, indreto ary isika hikolo sy hanatsara izany.
Raha misy ny manahirana dia apetraho, ho vahan'ny hafa...;
Ny kanto sary sy ny manodidina azy, ny tontolony mihitsy, tsy voafetra na "photos" io, na sary hosodoko, maniry koa raha maniry ny hisian'ny fampianarana fototra ny sary hosodoko... sns; Tsy mialonjafy ny takelaka ka manasa anareo mpitsidika handray anjara betsaka...

Manararaotra ihany koa izahay hilazàna amintsika amin'ny fifandraisana rehetra, hitombo sy hivelatra hatrany: na fifandraisana samy isika mpitsidika na ho an'ny mpiandraikitra ny "site". Malalaka tanteraka sy maimaimpoana daholo ny zavatra rehetra atolotra antsika.

Upload

AZONAO ATAO NY MANDEFA SARY - PARTAGEZ VOS PLUS BELLES IMAGES.

Ampifandraiso ny fakantsarinao, ny ordinateranao, zahao ny sary ary alefaso

Les dernières nouvelles



  •  Peinture Jean Maxime Laffont - Nature l'AFT
    Renaissance et dfi , c'est le thme choisi par Jean Maxime Laffont pour exposer 35 de ses toiles l'Alliance Franaise d'Antananarivo, Andavamamba, du 9 au 16 novembre. Ses tableaux illustrent la souffrance de la nature. L'homme l'habite, l'exploite, mais malheureusement la dtruit. Il est difficile d'envisager l'avenir si l'on ne prend pas conscience de l'intrt vital de protger la nature, lance l'artiste.Peintre dans l'me, sa formation professionnelle base sur la recherche des...Fils RSS fournis par, suiteVakio ny tohiny.
  • 10 Nov 2008 .

  •  Sary hosodoko Hampiranty any Frantsa Rasolofoson Dsir
    Efa nandray anjara Rasolofoson Dsir tamin'ny taon-dasa. Mbola nantsoin'ny mpikarakara hampiranty ny sanganasany indray izy mandritra ny Festival Celtomania andiany faha-19, hotontosaina any Nantes (Frantsa) ny 4 ka hatramin'ny 29 novambra izao. Ny fikambanana Les Amis de Virlouvet no tompon-kevitra tamin'izany, ary anisan'ny nanohana ireo mpanao hosodoko malagasy miaraka amin-dRasolofoson Dsir. Tsy izay ihany fa hitohy any Rhuys, mandritra ilay hetsika Mada-Breizh, ny fampirantiana., suiteVakio ny tohiny.
  • 23 Oct 2008 .

  •  Arts plastiques : Nos peintres l'honneur
    Arts plastiques. On doit l'association Les Amis de Virlouvet la prsence rgulire d'artistes de la Grande le dans diffrentes expositions d'art plastique en Bretagne. Biennale. Ils s'appellent Lon Fulgence, Pierrot Men, Ramaro Nonoh, Landy Ramaroniaina..., suiteVakio ny tohiny.
  • 08 Oct 2008 .

  •  Tontolon'ny sary Roso amin'ny fanofanana...
    Dieny mbola eo ny zokiolona sady manan-talenta no nianatra momba ny tontolon'ny sary tany amin'ny sekoly ambony, mila mianatra sy miofana amin'ireo ny tanora. Nisongadina izany ny asabotsy teo tetsy amin'ny Tranomboky Monisipaly Analakely nandritra ny adihevitra notontosain'ny Arto Communication sy ny mpikirakira sary sy ny hairaha ara-endrika amam-bika. Niarahan'ny rehetra nanaiky fa na mbola tsy misy aza ny Ecole des Beaux Arts eto amintsika, dingana tsy maintsy lalovana ho amin'izany...Fils RSS fournis par Madatsara.com, suiteVakio ny tohiny.
  • 29 Sep 2008 .

  •  Photo Clic 2008 50 no efa nametraka ny sariny
    Photo Clic 2008 , fifaninanana maka sary. Tsy nanavahana mpandray anjara. Nanomboka tamin'ny volana jona ny fametrahana ny sary. Mahatratra 50 ny mpandray anjara efa nametraka ny sariny amin'ny fifaninanana Photo Clic 2008, karakarain'ny Fujifilm sy ny L'Express de Madagascar. Izany hoe, sary 150 eo ho eo no voaray satria azo ekena ny sary 3 isaky ny mpaka sary. Afaka manao ity fifaninanana ity avokoa ny olon-drehetra, araka ny fanazavan'ny tompon'andraikitra. Ny 30 septambra izao...Fils RSS fournis par Madatsara.com, suiteVakio ny tohiny.
  • 19 Sep 2008 .

>> Jery todikaRevue 2008. Jery todika 2007Revue 2007. Jery todika 2006Revue 2006.
>> Translate into English05 LAST NEWS - Traduction automatique en Anglais.

via XML madatsara.com

Etsy ange!

HOROSCOPE


Jereo ny saritsarin'ny fiainanao androany.
Votre HOROSCOPE quotidien

ADINA tsotra

Karazana hosodoko inona no tianao?
43 % Mampiseho ny kanton'ny natiora;
15 % Nofinofy, na angano;
9 % Saro-takarina, mila fandinihana;
15 % Tsotra, marevaka;
9 % Fiainana andavanandron-dRaolombelona;
10 % Ny ho avy sahady.

Jereo ny antontanisa - Fidio!

(Nanomboka ny 31/10/05)

FORUM


   Va: Lokorano:
Aleo aloha lokorano vao miditra loko menaka. ...

Omeo ny hevitrao!

METEO


Antananarivo et autres villes

Mini-forum
 
27/01/2006 Alain Rakoto : Iza no heverinao ho mpanao hosodoko mahay eto Madagasikara?

 
07/10/2006 R.Alain : Mety hanampy antsika ihany, ny fisian'ny vaovao rehetra misy. Misy anaran'olona maromaro ao, miezaka mamoaka vaovao mahakasika ny sary sy ny manodidina azy ny ksma;

 
04/11/2006 yahoo : Miarahaba anao Mr Alain.Fanontaniana hafa no tiako hapetraka dia :fantatrao ve Alain RASOLOFOSON?Alain koa no anarako ary mpankafy ny hosodoko malagasy.Mandra-pitafa indray.Alain

 
07/08/2007 zandina : Salama;mahagaga ihany ity fipetraky ny fanontanianao io ry Alain.Fa ahaoana moa no ahafantarana hoe mahay na tsy mahay ny mpanao hosodoko iray ? Ny fianarana nataony ve ? sa ny style ny sary ataony ve ? sa ny traikefa efa nananany ve ? Sa ireo zay nahalafo bobaka be ? no tian,ao ho lazaina @ hoe mahay na tsy mahay ?

 
07/08/2007 Alain R. : Misaotra anao, ny asa tanana sy ny kolontsaina ankapobeny tokoa dia sarotra ny hilaza hoe mahay na tsia, ho ahy manokana dia ity... no lazaiko hoe mahay satria toy izao..., ho an'ny olona hafa kosa toy izao...; dia mba lazao ny safidy sy ny hevitrao hilazanao hoe mahay ity olona iray ity satria... sns. Tiako mba hivelatra be kokoa ny hevitra eto , saingy ny manaratsy olona no ialantsika. .

 
17/08/2007 zandina : R Alain salama! tena tsoriko aloha fa tsy misy resaka fanaratsiana olona eto.Kolontsaina sy zavakanto mantsy no ho resahina.Ny eo amin'ny safidy aloha dia sarotra ihany ny hilazana azy aminao hoe : i Razoky itsy na i Razandry itsy no mahay . Ny kanto mantsy ramosé dia asa tsy mety ho vita satria ny vitanao androany dia mandalo ihany fa hafa koa ny ampitso.Dia raha nahay ve ianao androany dia tsy ahay ohatra indray ianao rahampitso ??? Ny kanto mantsy raha ny fahafantarako azy tsy dia siansa loatra : ny manakaiky ny kanto amiko dia ny filozofia...fitiavana izy voalohany ary mitarika anao ho any amin'ny fahendrena izy faharoa.

 
18/09/2006 Alain Rakoto : Zavatra tsikaritra! fampiasana ny WAP

 
03/02/2007 KOTO : ahoana hoe?

 
12/12/2006 ikoza : Manao ahoana

 
28/02/2006 test : test

 

  Fils RSS - XML - Taratasy misokatra.Araho ny taratasy misokatra.
Miverina ambony  


Mandrosoa, trano fandraisana, TONGASOA!.Fandraisana  Seho, ranty, filazana samihafa, fampisehoana.Ho aiza?  Tafa sy dinika; hanehoanao ny hevitrao ho an' ny hafa.Forum  Resadresaka malalaka sy mivantana.Chat  ANNUAIRE WEB MALAGASY - Rohy samihafa; raha toa ka tsy voarakitra ato ny takelakao, dia manasa anao izahay hampiditra izany.Rohy(AWM)  Tohizo ny fifankatiavanareo, andefaso Carte Postale izy.Carte postale  Fanomezana ho anao.Downloads  Sary jerena @ ny finday.WAP  Hampahalalao ny namanao sy izay rehetra fantatrao ity site ity.Namana Tsindrio, raha toerana lavitra ianao!.Mpitsidika(ClustrMaps)  Fils RSS - Taratasy misokatra 5 farany.RSS

Ny kanto sary sy ny manodidina azy - al1rakoto 2005-2008 ©