| RA8VOTAKA | ||||||||||||||||||||||||||||
| hevitry ny faneva | ||||||||||||||||||||||||||||
| pejy 2 famaritana pejy 3 atimpanahy pejy4 merinaianao pejy5 Hosainina pejy6 imboasalama pejy7 fitaratra |
||||||||||||||||||||||||||||
| PEJY FANDRAISANA: | ||||||||||||||||||||||||||||
| Dia sady miarahaba no mirary anao tongasoa eto amin'ity tranon'kala ity tompoko: izy ity moa dia natao indrindra mba hizarana aminao ny efa tranainy izay zary vaovao satria toa hadinodino nohon'ny antony izay mety hofantatrao angamba. Raha toa moa ka mbola tsy fantatrao dia tsy ho ela dia ho tanteraka izany .Ny antony dia satria hahaliana anao tokoa ny votoatiny (izay rahateo no faniriako)toy izay nahaliana ahy koa. Ho vetivety foana dia ho lasa lavitra kokoa ianao mihoatra ny zavatra mety ho voasoratra ato amin'ity sehatra ity.Dia mirary fahafinaretana tompoko. |
||||||||||||||||||||||||||||
| Ny momba ny hetsika merina moa dia aleo ianao no mahatsapa azy toy izay lazaina mivantana. | ||||||||||||||||||||||||||||
| Ny momba ny drafitr'asa indray dia eo amin'ny fifampianarana ,fifampohazana izao ny hetsika.Ka raha afa-mandray anjara amin'izany ianao dia izay no ataoko fa efa tena zava-dehibe aloha izao .Ilaina koa nefa ny fifanakalozan-kevitra ,ary isaorana Andriamanitra fa azo atao izany amin'ny alalan'ny tendry lavitra.Ny momba ny merina eto an-tanindrazana indray izay tsy ary fitaovana loatra ny sasany dia azo atao tsara ny manao fivoriana any an-tokantrano hifampitafana,hifampitaizana. | ||||||||||||||||||||||||||||
| Indro tranonkala iray maro tsy azo atao ambanin-javatra koa ny zavatra voarakiny | ||||||||||||||||||||||||||||
| Eto no ahitanao ny FILAZANA SAMIHAFA rehefa misy | ||||||||||||||||||||||||||||
| mandrosoa @ takila manaraka pejy atim-panahy merinaianao hosainina |
||||||||||||||||||||||||||||
| Hafatra:tsindrio eto | ||||||||||||||||||||||||||||