|
... "Ao an-tranofalafa, ao an-tranofalafa ao isika no hipetrapetraka. Ao an-tranofalafa, ao an-tranofalafa ka hitafa sy hiresadresaka. Ao an-tranofalafa, ao an-tranofalafa hanolorako anao ny fitiavako. Ao an-tranofalafa, ao an-tranofalafa mandrosoa ary ianao re rahavako!"
|
| © 2003 Manitra |