vous êtes ici:  
masoandro milentika Rehefa mena iny vodilanitra iny dia izay no midika fa nody ilay masoandro, tonga tsy natsoina ny manodidina, ny mpiray tanana; ny ankizy madinika dia mifamotoana hanao ny kilalao diavolana ary ny zatovo kosa dia mifamotoana @ ireo zokiolona mba hitafatafa sy hifampizara ny zavatra niseho nandritra ny tontolo andro.Tsy mialonjafy ny fifamoriana fa izay tia handray anjara dia antanan-droa no andraisana ny tsirairay , tsy misy resaka fialonana na fifandrafesana fa ny fandaminana sy ny fandravonana ny disadisa no tena vaingandohan-draharaha.Ankehitriny anefa, nanjary toa lasa ambaninjavatra ireo anatranatry ny Ntaolo fa toa ny "fandrosoana" diso tafahoatra   no nisolo toerana azy ka ny kilalao takariva nosoloin'ny fahitalavitra ary ny dinidika  nafoin'ireo zatovo ka saika miha manjaka ny fitiavan-tena ka mila ho very ao antsain'ny zatovo ny fahendrena izay nankamamian'ny Ntaolo fahiny. Hiezaka ny hahatsiaro ny fahagola isika ka hifamotoana eto amin'ny Takariva.com
y-zit
Y-zit, Aza avelanao - 01:00
+ de sons + de médias
PROMO
PROMO
PROMO
PROMO
PARTENAIRES
promo
Le meilleur restaurant malagasy de l'ile de france selon vous ?


+ de sondages


accueil | actus | mozika | m@gasy | club | services+ | médias



Plan du site
Accueil:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Actus:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3
Mozika:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3
M@gasy:   lien1 , lien2 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3 , lien3
Club:  lien1 , lien2
Divers:   lien1 , lien2 , lien3
Blog:   lien1 , lien2 , lien3

Copyright © 2008 Takariva Tous droits réservés