[./03als1pag.html]
[./03als2pag.html]
[./03alformpag.html]
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetuer
Sed diem nonummy nibh euismod tincidunt
St lacreet dolore magna aliguam
Ut wisis enim ad minim veniam
quis nostrud exerci tution ullam corper suscipit lobortis
nisi ut aliquip ex ea commodo consequat
Espaņol
English
Français
Nederlands
Italiano
Deutsch
Lorem
Ipsum
Dolor
Sit
Amet
PAKA 2005 Hisaorana lehibe ny Tompo Andriamanintsika fa vita soa aman-tsara ny fitaom-pivavahana nankalazaina ny fitsanganan'i Kristy ho velona, tamin'ny 27 marsa tao amin'ny fiangonana St-Jean-de-Matha, Monk. Isaorana ny fiangonana roa tonta FPMC sy FKMC izay niara-nanatontosa izany. Toa izany koa isika marobe izay tonga nanotrona niara-nivavaka sy nifaly nandritra izany fotoana izany. Ho hitantsika tsy ho ela eto ny raki-tsary momba izany.
[mailto:sehatrakatolika@gmail.com]
[./03alformpag.html]
[./03als1pag.html]
SATA Ny lamesa manaraka dia hatao amin'ny Alahadin'ny Pentekoty 15 may 2005. Ny andinindiny momba izany dia ho hitantsika manaraka ihany. Amin'io fotoana io ihany koa no hanatanterahana ny fivoriambe izay hanaovana ny fifidianana ny filoha sy ny mambran'ny komitim-piangonana, araka ny voalaza ao anaty ny sata. Mizara roa ny fifidianana, ny tapany voalohany dia fifidianana ny filoha ary ny tapany faharoa kosa dia ireo mambra hafa ao anatin'ny komity. Manomboka amin'ny 15 avrily ho avy izao ny filatsahana fisoratana anarana. Mifarana ny 30 avrily ho an'ny firotsahana ho filoha, ary 15 may andron'ny fifidianana, ny firotsahana ho mambran'ny komity. Izany dia azo hatao amin'ny alalan'ny e-mail n'ny FKMC: sehatrakatolika@gmail.com Afaka mampiasa ny Fifandraisana ihany koa. Koa ankoatra ny anarana, dia tokony marihina ny andraikitra tiana ho sahanina (na filoha na mambran'ny komity). Misokatra amintsika àry ny firotsahana anarana amin'izany adidy masina izay miandry antsika handray anjara amin'ny fanorenana ny fiangonana, izay tsy iza fa ilay vatan'i Kristy nitsanga-ko velona. Ho voninahitry ny anarany irery ihany.
[mailto:sehatrakatolika@gmail.com]
PAPA JOANY PAOLY II Hitantsika tamin'ny fampitaom-baovao isan-karazany ny nahalasanan'ny Papa Ray masina, Joany Paoly Faharoa. Tsy izoviana amintsika intsony ny asam-panompoana vitany nandritra ny fotoana naha-Papa azy. Tsaroantsika ihany koa fa namangy tany Madagasikara izy tamin'ny taona 1989 (28 avrily - 1 may). Mivavaka ho an'ny fiangonana manerana ny tany isika amin'izao vanim-potoana, ary indrindra amin'ny fifidianana ny Papa vaovao.
[Web Creator] [LMSOFT]