Ny tenin'Atoa Tale Jeneraly
Ho
famatsiana ny asam-bahoaka sy programam-pandrosoana sasany, dia
ilaina ny fandraisan'anajaran'ny tsirairay amin'ny alalan'ny fanefana
ny hetra. Mba ho fitarihana anao ao anatin'izany asa tsara izany
dia aseho anao ny ventin'ny endri-ketra malagasy avondrona ao
anatin'izao tranonkala izao.