Fahazato Taona LAA: 1908-2008 Lycée Andohalo Antananarivo Madagasikara

Fandraisana     Hanoratra ho anay     Fanoroam-pejy     Manokana     Sary     planning du centenaire     Daty ho tadidiana     Fanazavana fiadanana no a      
Culturel
Artistique
Sport
Histoire
Culte
teny fanolorana_note de p
Note de presentation

Hira Faneva faha zato taona
(Hymne Officiel du Centenaire)

http://www.myspace.com/choralelaa

Télécharger l'hymne ici

 

Lisitry ny indray mihira

1908-1960:Bahut diamondra
1960-1970:Bahut volamena
1970-1980:LAA matoa
1980-1990:LAA aivo
1990-2000:fara LAA
2000-2008 LAA
 

 
"Fahaizana no tovoziko
   Fiadanana no ampoiziko"
 
 Arahabaina leisy fa tsy maty fo aman’aina. Nomena anjara ialahy amin'ny fahazato taona. Tsy izay anan’ialahy ihany fa indrindra ny fitiavan’ialahy ilay ankany nahafoizana. Ialahy no toy izao leisy a !
Nisy tany niorenan’ialahy ary na dia lasa aza ialahy dia mbola mitsiry ao ihany ilay faka a!

Koloy indray hamoa holovain’ny taranaka fara amam-dimby.
Miandry an’ialahy ny aty.

Andohalo Sary mitambatra
Pause Arrêter Précédent Suivant Afficher les photos en taille réelle