FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Skype : thierotsy -- MSN Messenger : thierotsy@hotmail.com -- Yahoo Messenger : thierotsy@yahoo.fr
   
 
  FANDRAISANA
 

Miarahaba tompoko !

Fifaliana lehibe ho ahy ny mizara aminao ireto Ohabolana malagasy vitsivitsy ireto.

Pitik'afo ihany ny 
Ohabolana sy oha-pitenenana izay atolotra anao eto ary tsy ho lany ny ohabolana malagasy raha mbola tany koa ny tany.

Efa eo am-panomanana ny fampianarana kabary malagasy ihany koa izahay izao ho fanomezana fahafaham-po anao mpitsidika ity tranonkala ity, izany dia noho ny fangatahan'ny maro amintsika ihany. 
Eto ary dia manentana anao manana na mahafantatra ohabolana hafa tsy voasoratra eto amin'ity tranonkala ity, mba hanoratra izany ao amin'ny tosa-kevitra hanandratantsika ny kanto ao amin'ny teny malagasy. Raisina an-tanan-droa ihany koa ny soso-kevitra fanatsarana rehetra avy amintsika tsirairay.
 
Misaotra anao nitsidika

Mirary soa ho anao !


 
Thierotsy



RAKIBOLANA MALAGASY



(Marihana fa mbola eo an-dalam-panatsarana ity tranonkala ity)

SARY SY FEO : 

Misy ohabolana maromaro ato anatin'ity hiragasin-dRamilisaona Fenoarivo Mpivaro-kena sy Mpivaro-damba ity, anjaranao ny mitsimpona azy ato! Mahazoa fahafinaretana!
 

 
 
 
Misy ohabolana vitsivitsy azo raisina ihany koa ato anatin'ity hiran'i Clo mahajanga - Fialonana ity! Mahazoa fahafinaretana!
 

 





Les 10 derniers commentaires sur cette page:
Commentaire de:12.11.2008 12:00:05
MiadapalyTsara ka, efa mafaraka toetrandro ilay site! Bon courage!

Commentaire de:23.10.2008 11:07:30
HobyMahafinaritra ny asa vita, milamina ny "tranonkala " ary manantena sahady ny mbola ho avy - Aty am-pitan-dranomasina ka dia mahatsiaro fa tena mamy tokoa ny tenin-drazantsika

Commentaire de:17.10.2008 21:38:17
OnyMisaotra @le kabary é mba ts very ny teny malagasy ra toa azy dôly ny ol saingy samy manana ny mafinaritra azy mo nena zao ohatra we ..........

Commentaire de:08.10.2008 16:26:20
rcfmahafinaritra k

Commentaire de:26.09.2008 10:57:56
Rabearimalala Nina Aurelietokony mba atao maromaro ireo ohabolana izay vao noforonona ankehitriny(manaraka vanim-potoana)

Commentaire de:25.07.2008 10:10:24

retampoke
Déconnecté
Misaotra amin'ny ohabolana .Ary mirary ny fitohizan'ny asa e.

Commentaire de:14.07.2008 08:46:10
Ralevatsara ny tranonkala, mirary ny hitohizan'ny asa.

Commentaire de:07.07.2008 22:07:57
zaraaona tiarotsy

Commentaire de:23.06.2008 11:21:05
Naivoangatabady aôna ary, ny kabary ty mbola tsy apetrak' i Thierotsy fona hatramin'izao. Fa aiza fôna e !

Commentaire de:19.06.2008 12:23:49
nianjandao hangatabady amy zay e



Ajouter un commentaire à cette page:

Ton nom:
Entrer le code ci-dessus:
Ton message:



Ny ora eto amintsika
 
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
Hitady Tranonkala
 
Gasikara.net ~ Moteur de Recherche
Moteur
de Recherche Spécial
Madagascar !
Tranonkala malagasy hafa...
 

Mbola azonao tsidihana...
Kerobima Ankatso
FLM Ankatso
FJKM Ambohipo
Baiboly Malagasy
Serasera Malagasy
Sehatry ny ankizy
Haisoratra Malagasy
Rakibolana Malagasy
Ny Kabary Malagasy (Vondrona Lova)
Ireo takelaka Malagasy
Tafatafa Malagasy
Anarana Malagasy




HIRA SY KALO TENA MALAGASY HIALANAO VOLY
 
Déjà 10237 Visiteurs (42126 Hits) aujourd'hui
Powered by