ho anareo mpampiady akoho rehetra efa novolavolaiko izany ilay fampiadiana akoho ka hinoko fa efa samy manana ny akohony avy ny tsirairay ka ny fampiadiana akoho dia atao isaky ny alahady tolakandro.
raha te hijery ny akohon'ny mpilalao ianao dia tsindrio ny bokotra "MEMBRES" etsy ambony dia avy eo tsindrio ny anaran'ilay olona dia hita eo ambany eo ny mombamomba ny akohon...
ndao isika hilalao kely aloha e? ka ity zany dia tsotra ny fitsipi-dalao e!ato no atsipy ny kodiakely ka in-droa no tsipy lé izy.dé zay betsaka no maharesy sa ahoana?
raha te hanipy kodikely ianao dé mamaly fotsiny anatin'ity siozé ity, eo am-pamaliana ianao dia misy soratra hoe tsipy kodiakely eo ambanin'ny fanoratana eo.dia tsindrio eo hoe im-piry no tianao atsipy ny kodiakely dia coc...