ANTILIN'I MADAGASIKARA

 

1907

2007

Feno zato taona ny skotisma eran-tany

  Piraograma 2007  

Antily miara-dia amin’I Kristy mihavao sy misandrahaka eran’ny vazan-tany noho ny velirano tokana nataony”

Fizotra

Ny loha hevitra

Ny atao

Ny mpandray anjara

Fanokafana Antily : 13 janvier 2007 Fisaorana an’Andriamanitra sy fangataham-pitahiana ho an’ny taon-jaobily sy ny fikambanana

-Lamesa lehibe

-Fanazavana momba ny fizotran’ny fankalazana

Isaky ny faritra anasana ireo efa nahazo fanabeazana Antily sy ireo ray aman-dreny

Fanokafana iarahan’ny Firaisan’ny Skotisma eto Madagasikara:

Andron’ny mpanorina Baden Powell

22 février 2007

Fanehoana ny firaisan-kina sy ny firahalahiana skoto ary hetsika ho an’ny fandriampahalemana.atsiarovana ny nahaterahan’i Baden Powell mivady

fampahafantarana ny skotisma sy i BiPi:

Fitondrana fanamiana mandritry ny andro .22 febroary. Fanaovan’ny tsirairay asa soa. Valan-dresaka amin’ny haino aman-jery. Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana:

  • Nasionaly: EKAR ANTANIMENA amin’ny 5ora hariva.

Provinsialy: ny FSP no manondro ny toerana

Hetsika iraisan’ny skoto rehetra ao amin’ny Firaisan’ny Skotisma eto Madagasikara isaky ny fivondronana, faritra, diosezy


 

Andron’ny Antily

23 mars 2007

Tanterahana ny

25 mars 2007

Fahatsiarovana ny nahatongavan’ny Skotisma teto Madagasikara

Fahatsiarovana ireo nahavita be ho an’ny fikambanana

Fampahafantarana ny tantaran’ny Antily

Fanentanana ny olona handray anjara amin’ny fanatontosana ny fankalazana

-Lamesa lehibe hisaorana an’ Andriamanitra sy hahatsiarovana ireo Antily efa nodimandry

fampirantiana, valan-dresaka ,tahirin-kevitra, filaharana…

Isaky ny faritra na sy diosezy

Assemblée Générale 13 – 14 – 15 avril 2007 Fandinihina ny fiainam-pikambanana sy fanaovana tomban’ezaka Fivorian’ny filan-kevitra Nasionaly sy ny Assemblée Générale

Ny filoha rehetra voatendry sy nankatoavina

Conférence zonal

20 – 21 – 22 avril 2007

Hanehoana ny fiombonana eo amin’ny ranomasim-be indiana

Fivoriana sy ady hevitra hampandrosoana ny “zone E”

Ny FSM (solontena 10 avy amin’ny Antily). Tanterahina ao Ambolokandrina Antananarivo

Dina tokana maneran-tany

1er Aout 2007@8maraina

Ho aim-baovao toy ny masoandro miposaka ity taon-jato ity

Miakatra amin’ny toerana avo, mitsoka anjombona dia miara-mamerina ny dina natao

Ny beazina rehetra, ny tompon’andraikitra rehetra, ireo nahavita velirano rehetra

Lasy jaobily:

2 – 8 aout 2007

Hanehoana ny herin’ny fanabeazana skoto

Lasy lehibe: anaovana asa ho an’ny ady amin’ny fahantrana, ho fiarovana ny tontolo ianana sy fandriampahalemana

Tafika na sy faritra na sy diosezy tohanan’ny nasionaly

Mandava taona : “Anjara biriky hanorenana ny fandriampahalemana” Fanehoan’ny skotisma ny firaisan-kina amin’ny fiaraha-monina sy anjara biriky hanorenana ny fandriampahalemana
  • WaSH: hetsika amin’ny fanadiovana ny rano fisotro sy fitandremam-pahasalamana.

  • Hetsika maro toy ny fizarana sakafo, famangiana marary, asa fampivoarana Iombonana...

Ny skoto rehetra sy ireo efa nandalo tamin’ny fanabeazana skoto miaraka amin’ny FSM

Ny isam-pivondronana na faritra na diosezy mijery izay mahamety azy iaraha-mientana.

Famaranana Noely

25 – 12 – 2007

Taon-jato vaovao no misokatra ho antsika

- Lamesa

Isaky ny faritra anasana ireo efa nahazo fanabeazana Antily sy ireo ray aman-dreny

copyright Antilin'i Madagasikara Aout 2007