izaho ireo akaiky ahy fianarana, asa finoana soratra hianareo
"Na dia manjary ranomainty ny ranomasina aty,
Ka na ho horonan-taratasy ny lanitra amboniny
Tsy ampy hahavita re, izany soratra ;
Ny amin’i Jehovah Ray be fitiavana.

Ny fitiavan’ny Mpahary antsika olony
Dia indra-fo tsy hita lany
Mandrakizay doria."




Lahatsoratra farany
Indraindray misy fo
Saika zanatsika
Reraka aho
Hafaliana nangatsiaka
Poety hono !
Salanitra !
Camp familial 2008
LLB section Malgache
Soniako ... an-taratasy !
Fotoana Sarobidy