login

© 2007 Linux Malagasy

Lahatsoratra Farany  

  • Lahatsoratra OpenSSH · Jan 19, 2008 · full story
    Ho an'ny mpitantana milina : fametrahana OpenSSH sy fampiasana azy

Matoan-dahatsoratra  

Open Source Hardening Project 

Kirakira 11 izao no fantatra fa azo antoka rehefa  avy nozohin'ny Orin'asa Coverity sy  ny Fampianarana Ambaratonga Ambony Standford any Amerika akaiky dia akaiky ireo an-dalana amana'alina nanoratana ny kirakaira.

Ity sahan'asa ity dia eo ambany fiahian'ny US Department of Homeland Security (DHS). Nanomboka t@ Martsa 2006 ny sahan'asa ary mbola mitohy.

Ireto ireo kirakira 11 : Amanda, NTP, OpenPAM, OpenVPN, Overdose, Perl, PHP, Postfix, Python, Samba ary TCL.

Rohy

  1. Fanambarana : http://www.coverity.com/html/press_story54_01_08_08.html
  2. Coverty http://www.coverity.com/
  3. Scan Coverty : http://scan.coverity.com/

TongaSoa eto @ Linuxmg.org  


  •  Tonga soa eto @ Tranok'ala Linuxmg.org. Tranok'ala miresaka manokana momba ny
    • Linux
    • *BSD
    • UNIX
    • Open Source amin'ny ankapobeny
  • Mari-trano vaovao no ampiasaina
    • Ruby [1]
    • Ruby On Rails [2]
    • Mongrel [3]
    • Metadot [4]
    • Apache [5]
    • MySQL [6]
  • Mbola tsy tonga lafatra ny tranok'ala fa atao miandalana izany, eny fa na dia ny endriny aza. Saingy ny votoatiny no zava-dehibe.
  • Raha te-hanampy anay dia aza misalasala manoratra eto

Rado Ramarotafika.

 


Rohy :

 

  1. http://www.ruby-lang.org/
  2. http://www.rubyonrails.org/
  3. http://mongrel.rubyforge.org/
  4. http://wiki.metadot.net/
  5. http://httpd.apache.org
  6. http://www.mysql.org

Kirakira Farany  

Vaovao Farany  

 

 

  • Nokia nividy an'ny Trolltech · Jan 28, 2008 · full story
    Tsy zoviana amin'ny maro intsony Nokia. Hividy an'ny Trolltech izay orin'asa manambotra ny framework QT izay miodina @ milina maro (Nokia Mobile :-), Linux/Unix, MacOS W, Windows...). Raha eo @ sehatry ny Open Source dia QT no fototra hanaovana an'ny KDE.
  • X.Org Foundation · Jan 19, 2008 · full story
    Valin'ny Fifidianana Birao
  • Hetsika : Solutions Linux · Jan 19, 2008 · full story
  • Olana ao @ Gentoo Foundation · Jan 19, 2008 · full story

Fifandraisana  

Manorata mivantana eto .