|
Miarahaba anao tonga soa eto amin'ity
takelaka ity. Heverinay, fa angamba ity no tranonkala voalohany indrindra
nahafahana nanaovana fikarohana teny ao amin'ny Baiboly Malagasy eto amin'ny
Internety satria efa hatramin'ny taona 2002 no nisiany. Izahay mino fa
fitaovana iray azo anapariahana ny Tenin'Andriamanitra ary hitondra finoana ho
an'izay mamaky izany ny Internety(Romana 10:17,18).
Ankoatry ny fizahan-teny(konkordansa) hitanao etsy ankavia ary ny fizahana toko sy andininy ery amin'ny farany ambany
dia mahafaly anay koa ny manolotra anao lahatsoratra hampitombo ny fahalalanao misimisy hatrany ny Soratra Masina.
Aza misalasala miverina matetika hahitanao izay lahatsoratra vaovao mivoaka.
|