BIENTOT !

LA SORTIE DE MON PROCHAIN ALBUM EST PREVUE POUR LA FIN DE CE MOIS DE JUIN 2008.
EN ESPERANT QUE TOUT SE PASSE BIEN, DES CONCERTS SONT PREVUS A TANA, EN FRANCE, AUX US, ET AU CANADA. ET CE, A PARTIR DU MOIS DE NOVEMBRE.
A PARTIR DU 20 JUIN, VOUS POURREZ ECOUTER ICI DES EXTRAITS DE CE NOUVEL ALBUM.
A BIENTOT.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le dimanche 08 juin 2008 15:38

INTRODUCTION

Un blog music pour que vous puissiez écouter de temps en temps mes créations. Faites vos commentaires. Dites ce que vous en pensez. Au besoin, corrigez l'auteur, le compositeur, l'interprète. Ou félicitez-les. Ils s'appellent tous Fanja Andriamanantena.
Merci !
# Posté le jeudi 07 février 2008 03:59
Modifié le dimanche 08 juin 2008 15:29

MP3 : RAVIN-DOHATAAONA / MPILALAO FITIA (2000)

Ecouter ce morceau
Titre : MPILALAO FITIA [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : RAVIN-DOHATAAONA
Année : 2000
Paroles :
MPILALAO FITIA
Dia nahisakisakao ny foko
HItanilanila hiafiafy eo an-tsisin'ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia

Na dia tsy hozakako aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
hifantojan'ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia

Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
Ianao ilay mpilalao fitia
Indray no tsy very dia
Nanjary tia dia tia

Dia nahisakisako ny fonao
hitanilanila hiafiafy eo an-tsisin'ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra nakafy
Lalao fitia.

Auteur-Compositeur : Fanja Andriamanantena
# Posté le jeudi 31 janvier 2008 15:57
Modifié le jeudi 07 février 2008 03:19

MP3 : RAVIN-DOHATAONA / RY TANANA TSARA RINDRA (2000)

Ecouter ce morceau
Titre : RY TANANA TSARA RINDRA [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : RAVIN-DOHATAONA
Année : 2000
Paroles :
RY TANANA TSARA RINDRA

Ry tanana tsara rindra izay manintona ny fo
Menatra aho nanadino anao
Ry nianarako namindra, ry tananako taloha
Inty aho mamangy anao

Olon'iza teto moa
No nanaitra ny fitiavako
Moa tsy izy ihany koa
No nandositra ny tavako

Ry tanana tsara indrindra, ry tanana nahabe
Ry tanana tiako indrindra
Soa indrindra

Auteurs-Compositeurs : Ramasindranto/Ranaivo Harimisa/Fanja Andriamanantena

# Posté le lundi 28 janvier 2008 00:52
Modifié le jeudi 07 février 2008 03:33

MP3 : RAVIN-DOHATAONA / TSY VITA HATREO (2000)

Ecouter ce morceau
Titre : TSY VITA HATREO [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : RAVIN-DOHATAONA
Année : 2000
Paroles :
TSY VITA HATREO

Tsy vita hatreo ny amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka, hisariaka

Hisy volana hitranga
Ary ho feno tsy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava, ho lava

Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
Hisy faniriana ho to

Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina.

Auteur-Compositeur : Fanja Andriamanantena
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le lundi 28 janvier 2008 00:24
Modifié le jeudi 07 février 2008 03:38