Publicité
Rubriques
Même rubriqueFaly miarahaba tompoko,
Feno fito taona androany Gasik'Arts. Faly izahay manasa anao hiaraka hanamarika aminay izany amin'ny alahady 13 aprily manomboka amin'ny 11ora ka hatramin'ny 1ora antoandro ao amin'ny 12 chemin Basso Cambo – Toulouse.
Ho an'ireo izay lavitra dia manasa anareo izahay hiara-dia aminay eo amin'ny www.gasikarts.com. Ho hitanao ao ireo zava-bita notontosaina am-pitiavana : ny sary (ohatra ny RNS2008) na ny horonan-tsary amin-kira. Ao ihany koa ireo fandaharana lasa izay azonao henoina hatrany.
Ny Boky volamena moa dia misokatra ho anao rahateo.
Dia misaotra anao indrindra.
Ho soa ny fiaraha-mitsiky!
Mandra-pihaino sy mandra-pihaona e!
Bonjour,
Nous fêtons ce 8 avril notre 7 è anniversaire. Nous sommes heureux de vous inviter dans nos studios ce dimanche 13 avril pour souffler avec nous nos 7 bougies, de 11h à 13h, au 12 chemin Basso Cambo – Toulouse.
A ceux qui sont loin, qu'à cela ne tienne, venez nous rendre visite sur notre site www.gasikarts.com . Vous y verrez une grande partie de nous-mêmes : la passion qui nous anime à travers les émissions à écouter sans modération, les photos (les dernières sont celles de la RNS 2008), les clips malagasy.
Notre Livre d'Or est également à votre disposition.
Merci de votre fidelité depuis ces 7 dernières années.
Gasik'Arts-ment vôtre!
A très bientôt !
Commentaires
Aucun commentaire posté.
Ajouter un commentaire