Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRecherche


-

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Photo Madagascar sur MadatsaraMême rubrique

Articles sur Madagascar

Articles

SOS Sinistrés MADAGASCAR


Ny ASSOCIATION RAKALOBE dia manao antso avo ny tera-tany Malagasy REHETRA aty ampitan-dranomasina hitondra ny anjara-birikiny hanampy ireo Malagasy rehetra miaina ao anatin’ny fangirifiriana, miady amin’ny hanohanana sy ny aretina vokatrin’ny fandalovan’ny cyclones FAME sy IVAN farany teo.


Hazon’ny tsirairay atao no tonga manatitra ny fanampiana na manoratra ao amin’ny toerana izay nosokafana manokana noho izao toe-javatra izao :

SOS Sinistrés MADAGASCAR
67-69 avenue Général Leclerc
77 000 La Rochette

(à dix minutes à pied de la station Melun – RER D – RN 6 direction Fontainebleau – Parking en face du « Buffalo Grill »)
Téléphone : 06.99.49.37.11 ou 06.13.46.88.57

A compter du Samedi 1 mars 2008
Horaires d’ouverture 10 h 00 - 21 h 00 sans interruption – Lundi au Samedi
Le dimanche de 13 h 00 à 18 h 00


Hisy Frêt aérien sy Frêt maritime hiarahan’ny partenariat-ny Association Rakalobe hitondra ny entana voahangona.

Marihana fa ny entana sy ny vola voahangon’ny Association Rakalobe dia hozaraina mivantana aminy toerana izay hita fa voa mafy manerana an’i MADAGASIKARA.
Marihana ihany koa fa ny fizarana ny entana sy ny vola voahangona dia hatrehin’ireo mpanao-gazety sy ny doketera vahiny hiaraka aminy solotenan’ny Association any an-toerana.

Hisaorana mialoha ireo malala-tànana sy ireo mitondra amam-bavaka.

MISAOTRA TOMPOKO


Envoyer à un ami par Association RAKALOBE - le 07-03-2008 commentaire - Rubrique : Malagasy - LU 70 fois AddThis Social Bookmark Button






Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Conception et réalisation - Mentions légales -