Articles Madatsara envoyer des messages pour moi : Par reena http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Wed, 21 Jan 2004 12:06:00 +0100 envoyer des messages pour moi POUR Les étudiants du MDF spécialement les SIG,... : Par RASOA http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Fri, 13 Feb 2004 09:32:00 +0100 POUR Les étudiants du MDF spécialement les SIG, soyez sage les gars tokony haka fanapahankevitra tsara ny academie... : Par nirina http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Sun, 29 Feb 2004 20:30:00 +0100 tokony haka fanapahankevitra tsara ny academie fa misy amiko ny dikan-teny tena tsy misy tokony hanagasiana azy toa ny ordinateur en question sy ny onivesitia tsy dia mazava amiko loatra ity atao hoe anjerimanontolo inona no dikan 'io ary inona ny... Resaka "solo-saina=ordinateur" sy ny "solo-maso".Tsara... : Par Daniel http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Sat, 30 Aug 2003 14:14:00 +0100 Resaka "solo-saina=ordinateur" sy ny "solo-maso".Tsara tokoa ny fandalinana ataonareo ny teny malagasy, ary heveriko fa sarotra tokoa ny mandika ny ordinateur" @ teny malagasy. Ity misy tolo-kevitra mety hanampy anarareo mpikaroka. Ny "ordinateur" dia adika... Soloy hoe Maso ny "saina" amin'ilay solo-saina dia... : Par tsiky_dia_ampy http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Sat, 30 Aug 2003 12:50:00 +0100 Soloy hoe Maso ny "saina" amin'ilay solo-saina dia valio ny fanontanianao... maninona no atao hoe solomaso ny solomaso fa tsy atao hoe tovamaso."Raha tsisy maso ve izany dia manan-maso tampoka rehefa mampiasa an’io fitaovana (solomaso) io ? Tsiky dia ampyhttp://namana.serasera.org... Fanitsiana kely momba ny "compiuter"."Computer" no... : Par Gasikely http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Thu, 04 Sep 2003 15:32:00 +0100 Fanitsiana kely momba ny "compiuter"."Computer" no izy ary tsy "compléter" ny dikany @ teny frantsay fa "calculer".Ny sosokevitro mikasika io dia "kompiotera" na "ordinatera". Tsy mahamenatra ny maka ny teny vaovao avy amina fiteny vahiny iray ary mamadika... Raha solo-saina no handikan'ireo mpandika teny ny... : Par Balita http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Tue, 09 Sep 2003 18:13:00 +0100 Raha solo-saina no handikan'ireo mpandika teny ny ordinateur dia tsapa tokoa fa olona tsy mahafantatra ny asa mety ho vitan'ny ordinatera ireo mpandikateny ireo.Ary mba inona kosa izany no hiantsony ny mpanamboatra ny ordinatera tahaka ny tenako?Andriananaharisolon-tsaina... Ary ny cyberespace kay mba ahoana no nandikany azy??Aleoko... : Par Kalatonaka http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Mon, 15 Sep 2003 22:04:00 +0100 Ary ny cyberespace kay mba ahoana no nandikany azy??Aleoko tsy maminavina sao dia hiresaka lanitra sy anjely no hiafaran'ny resak'ireto manampahaizana mpandika teny malagasy.Enga anie Atra mba hifanahatsahana amin'ny tena dikan-teny marina ilay izy sao dia... Ary inona kosa izany no andikany ny MICRO-ORDINATEUR??Solontsaina... : Par Bitika http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Mon, 15 Sep 2003 10:31:00 +0100 Ary inona kosa izany no andikany ny MICRO-ORDINATEUR??Solontsaina bitika sa pitika solontsaina??Sa inona marina???Mampalahelo tokoa ny anaovan'ireto "mpandika-teny" ny teny malagasy Ordinateur?=solontsainaTsy mahagaga raha tsy nivaotra... : Par Dia ny taigna ro mainatra http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,524/dika-teny-tsy-mamely.html Sat, 13 Sep 2003 15:07:00 +0100 Ordinateur?=solontsainaTsy mahagaga raha tsy nivaotra mihitsy ny teny Malagasy satria olona tsy mahay teny malagasy no asaina mandika ireo vohambolana vaovao.Lunettes= solomaso e-mail=????web=????Raha izao no mitohy dia aleo tsy ampianarina teny Malagasy...