Articles Madatsara mba te hamaly an 'i tamirah aho nodinihanao tsara... : Par alban http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Tue, 30 Nov 1999 00:00:00 +0100 mba te hamaly an 'i tamirah aho nodinihanao tsara ve iny film iny ?nanontany tsara tantely oe mande ve io dada nilaza le bandy fa tsy mde io faharoa manaraka zany vie privée n 'izy roa reny ary mino aho fa iny bandy iny no namoaka an'iny fa tsy ho tantely... ny toe-tsain'ireo mpikarakara miss no itako efa nilaozan'ny... : Par tsiaro http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Tue, 30 Nov 1999 00:00:00 +0100 ny toe-tsain'ireo mpikarakara miss no itako efa nilaozan'ny toe-trandro. Raha nandinika aho dia tsy fanahiniany velively iny, tsy nataony hitadiavam-bola. Zavatra normal entre mpifankatia, fa miseho ho masina sy masiaka loatra ianareo ary tia mitsara olona... salut! tsy aleo ve manao toy ny nataony , toy izay... : Par andriamiratra http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Tue, 30 Nov 1999 00:00:00 +0100 salut! tsy aleo ve manao toy ny nataony , toy izay mody maotina any ampiasana nefa mangalatra vadin' olona, tsy hoe miss izy ka tsy hanao ze tiany atao; avelao nareo izy hanohy ny fiainana mangina ;fa na ny mpitsara sy nanala ny maha-miss azy ireo no tena... bonjour daholo izay tsy diso taminareo no aoka hitorabato... : Par zo http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Mon, 09 Jan 2006 16:59:00 +0100 bonjour daholo izay tsy diso taminareo no aoka hitorabato azy je suis tout a fait daccord avec rasamoelina, marina... : Par tamirah http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Thu, 21 Jul 2005 08:45:00 +0100 je suis tout a fait daccord avec rasamoelina, marina fa oe tsy fapiseo vaoka ny zavatra toy ireny nataon'io zazavavy io fa na dia izany aza nanaiky izy matoa ny filmena dikan'izany tokony efa t@ voaloany izy dia efa mba oe mailo iany na dia oe tiany be aza... Mba aoka izay ireto ny commentaire fa tsy mitondra... : Par LE GRAND http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Fri, 15 Jul 2005 09:33:00 +0100 Mba aoka izay ireto ny commentaire fa tsy mitondra ho aiza? fa izay hahasoa ny tsi1.1 avy amin'nareo atao. Fanontaniana apetrako, sa sosokevitra? fa maninona... : Par fitia http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Thu, 14 Jul 2005 10:17:00 +0100 Fanontaniana apetrako, sa sosokevitra? fa maninona moa raha mba ovaina amin'izay, na esorina teo mihitsy io thème io raha tena marikoriko marina fa tsy mbola avela eo foana, fa voamainka mitombo ihany ny mpalala azysady toa miteny daholo ny adala sy hendry.Misaotra... raha tena marina izay hoe fahendrena anan'ny malagasy... : Par ERICA http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Thu, 14 Jul 2005 10:13:00 +0100 raha tena marina izay hoe fahendrena anan'ny malagasy izany dia naninona ary no navoakangazety ny zavatra ohatra ireny fa tsy nokombonin'ny olona izay nahita zay tany fotsiny. Izaho izay manoratra izao tsy nahalala ny fisian'izany akory raha tsy nivoka gazety... mba olona mandiha tany ihany, miloloa lanitra dia... : Par Rakotoniaina Annie http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Thu, 14 Jul 2005 08:14:00 +0100 mba olona mandiha tany ihany, miloloa lanitra dia mahavita namoaka ireny vie privée an'olna ireny ho entina hanalam-baraka azy, tokony hahay hipetraka rehefa tsy tiany intsony. mba malagasy ihany dia tsy miaro ny haja an'tena raha mbola manakaja raha azo... Mba ratsy loha aloha ny olona nanalala ny satro-boninahiny... : Par Ratsimihaotra Mahasahy http://www.madatsara.com/information-actualites-madagascar-articles-madagascar-malgache-vaovao-gasy/detail,277/miss-mada-99-sa-couronne-lui-est-enlevee.html Thu, 30 Jun 2005 19:41:00 +0100 Mba ratsy loha aloha ny olona nanalala ny satro-boninahiny eh! nefa inoako marimarina fa na ry zareo aza mety manao mihoatra nohon'ny vitan'i Tantely. Ny fanesorana na tsia ny maha miss azy anie tsy hanala ny maha-tovovavy tsara tarehy mahay ma.... azy eh!...