VOLATIANAFaly miarahaba anao. afa-po nijery ilay horonantsarynolalaovinao fa ny fanamarihana ataoko fotsiny dia tsy mety angaha raha mba manao horontsary tsy misy herisetra(mamono olona), ny zanako mianadahy kely 6taona sy 5 taona tena mankafy be anao, tsy dia mbola tsara loatra mantsy ny hijerevany ireny
Commentaires
1 Le 28-01-2005 par lalatiana
2 Le 27-02-2006 par andry
Ajouter un commentaire