

Publicité
Derniers Clips gasyNy namana Dotmg no nanolotra ny vaovao fa efa mihodina tanteraka ankehitriny ary amin'ny fomba maimaim-poana ilay rindrankajy mpitsara tsipelina Malagasy izay novoizina ary nampahalalainy nandritra ny Barcamp farany tany Antananarivo : Ny rindrankajy mpitsara tsipelina malagasy dia tsy inona fa pejy iray amin?ny internet ahafahana mametraka lahatsoratra amin?ny teny malagasy. Rehefa avy tsindrianao...
Na dia ngeza sy midadasika aza ny elanelan-tany manasaraka amin'i Amerika, dia mandakana hatrany Madagasikara ny tazon'ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana. Mizara izay fahitany izay antony mahatonga azy ireo hanaraka fatratra ity fifidianana ity ny mpiblaogy sasantsasany, ary milaza koa izay ho toeran'ny fitondran'ny filoham-pirenena Obama eo imason'ny tsirairay. Ny namana...
Manome voninahitra ilay Miozolmana Magomayev ny bolongan'ny fikambanana politikan'ny raharaham-bahiny Russia, ?ilay sovietika tsy misy fangarony malaza sy mamirapiratra? izay ?manana taleta sy nahavita zavatra maro: olona mendri-piderana tokoa nefa artista anisambahoakan'ny Firaisana Sovietika; Mpampianatra opera mahay ny tendrin'i Sinatra; taranaka fianakaviana artista sy mpitsoka...
Na dia voizina mafy indray aza amin?izao fotoana ny momba an?i Afganistana amin?ny fampahalalam-baovao any Etazonia, dia isan?izay raharaha goavana saro-bahàna ho an?ny firenena izy ity. Na tsy hiresaka izay hitan?i Azar Balkhi ho fahalemen?ny ?Vondrona miara-dia? mba hifehy ny fifanenjehana ara-poko ka niantsoany fanafihana an?habakabaka aza. Resaka tsy azo idifiana anefa izany. Nyzera baomba tao...
Lavitra dia lavitry ny fahatalanjonana mahita ny fanohanan'i Colin Powell an'i Barack Obama, The Haitian Blogger no miteny: ?Eto Haiti, Powell no ?Mpitarika Mainty niandraikitra ny' fandravana ny demôkrasia teto Haiti sy nametraka ny saribakolin'ny fitondran'i Bush, Gerard Latortue.?
Satria moa nipongatra indray ny fanafihana mpizahatany tao Tobago, Bajan Global Report no miteny: ?fa na toy ny tsy misy dikany io na mampatahotra, dia tsy tokony ho ekentsika velively ny lazan'ny fanafihana mpizahantany. Amin'ny mahavahiny azy ireo eto amin'ny faritra misy antsika, ny adidintsika dia ny miaro ny diany tsy ho azon-tsampona?sy manao izay hahatonga ny toerana nosafidiany...
Natolotra ny filohan'i Botsoana teo aloha ny loka Mo Ibrahim: ?Mogae izany no faharoa nahazo ity loka malaza fanome isan-taona ity. Ny loka Mo Ibrahim no loka lehibe indrindra manerantany ho an'olo-tokana. Ny loka fisantarana moa dia norombahin'ny filoha teo aloha Mozambikana Joachim Chisano tamin'ny herintaona.?
Namoaka sary roa i Vadim - ka ny iray maneho ny lanitra manga manjopiaka ambonin'i Dushanbe, renivohitry Tajikistan, ary ny iray hafa kosa maneho ny ranom-potaka avoakan'ny hidim-pantsona (rôbine) izay mbola ao Dushanbe ihany.
Bolongana Rosiana LJ (LiveJournal) ampolony maromaro - ary tafiditra amin'izany ireo efa malaza sy be mpanaraka - no nikatona tsy misy antony mazava halina, niteraka tabataba tamin'ny LJ izany. Ny mpampiasa LJ tarlith-history aza moa dia namoaka ny lisitr'ireo bolongana tratran'ny fiatoana ireo (RUS), ka miantso ity raharaha ity ho ?Blogocaust Night (alina nentina namonoana bolongana).?...
Chowrangi no mitatitra fa kendren'ny mpikatroka (antoko politika) ny filohan'ny foko maro any Pakistana: ?Ny rafi-pandaminan'ny foko mihitsy no kendreny?Vonoiny izay mpitarika foko sy zokiolona ao aminy izay miasa ho an'ny goverinemanta ao an-toerana na mifandrairay amin'ny masoivohona antoko politika any amin'ny faritra misy azy.?