

Publicité
Derniers Clips gasyAhiana hofoanan'ny fitondrana mahefa any Kiobà ny fihaonan'ny mpamaham-bolongana kasaina hatao ny 6 desambra. Efa nandritra ny volana vitsivitsy izay no nokarakarana ny fihaonana ary 25 no efa nilaza ny hahatongavany amin'io fotoana io. Saingy heverina ho “manohitra ny revolisiona” (contre-révolutionnnaire) ity fihaonana ity. Izany vaovao izany moa dia notsoahina avy tamin'ny...
Nilaza tao amin'ny bolongany ny mpamahana ezypsiana iray Wael Abbas izay mpikatroka ihany koa fa nolaviny ny hihaona amin'ny filoha Bush. Izao ary ny nosoratan'i Abbas: ????? ?????? ???????? ?? ???? ???? ?? ??????? ????????? ??? ??? ?????? ??????? ?????? ???????? ???? ?????? ??? - ???? ?? ??? ???? ??? ?? ?????? ???? - ???????? ??? ???????? ??????? ?? ?????? ?? ??? ??? ???? ???? ?????...
Voasariky ny tantaran'ny famonoana olona mampihoronkoditra iray indray i Ezypta, mpianatra any amin'ny anjerimanontolo roa ireto nisy namono teny an-tohatra tany amin'ny tanànan'ny 6 oktobra (mampahatsiahy an'i 67ha lahy izy izany!) fivondronan'i Sheikh Zayed ireto. Zanaka vavin'ny mpihira Maraokana Laila Ghofran ny iray tamin'ireo novonoina. Ity vono olona ity dia...
Tahina, mamaham-bolongana ao amin'ny Madagasikara tsy ilay sarimihetsika, no mamoaka sary vitsivitsy ny ?bibliobus?, famakiam-boky iray anaty fiarakodia mandehandeha, tetikasa iray entina hampiroboroboana ny famakianteny eto Antananarivo (en). Nohazavainy ary fa nahitana fahombiazana tanteraka ity tetikasa ity ho an'ny manodidina azy. ? Raha toa tsy afaka mankany amin'ny famakiam-boky...
Ny mamaham-bolongana Ezypsiana Asmaa Yasser - Dawn - eto no manoratra ny zavatra niainany tao amin'ny famakiam-bokin'i Mubarak ho an'ny daholobe: ????? ??? ???? ??? ?????? ??? ????.. ??? ????? ?????_???????? ????? ???? ???????_??????? ???????? ??? ?????..????? ??? ????? ???? ?????? ?? ????? ???? ???? ??? ?? ?????? ????? ?? ???? ?????? ? ?? ??? ???? ?? ?? ????? ?? ?????? ??????? ???? ????...
Tena tsindraindray ihany vao mba azo ihomehezana izany fifandraisana iraisam-pirenena izany, fa niditra hanala azy amin'ity sehatra ity ny mpamaham-bolongana isiraeliana iray. Pinchas Orbach ao amin'ny Kumah no mitondra ho antsika fa: ?So? Fateh, of Yasser Arafat fame, set up a website called Fateh.net and they opened it up to anybody that wants to post a blog. Hmm? well someone posted this...
Marihana manerantany ho andro iadiana amin'ny SIDA ny 1 Desambra ary dia dradradradraina fatratra ho fantatry ny rehetra izany. Tsy mba tahaka ny fijerin'izao tontolo izao ny andro iadiana amin'ny SIDA, fa saiky tsy hita tabilao amin'ny fampahalalam-baovao manerana izao tontolo izao ny andro manerantany ho an'ny sembana. Faribolan'ny mpinamana avy amin'ny mpampiasa ny...
IZO no mandika avy amin'ny teny Rosiana ny sombin-dahatsoratry ny mpampiasa ny LJ avmalgin mijery [RUS] ny fiovan'ny fokonolona mandrafitra an'i Moskoa: Feno kisoratsoratra tahaka izao ny sezalava an-jaridaina manaraka iny Lalamben'i (Boulevard) Tsvetnoi iny: ?Tiako ianao, Rustamchik. Gyuzel.? ?Renat+Ainara=Fitiavana?, mitovitovy karazana amin'izany avokoa izy rehetra. Tsy misy...
Nisafotofoto ny toe-draharaha any amin'ny faritry Goyana Frantsay efa herinandro mahery izay. Manohitra ny fiakaran'ny vidin'ny lasantsy amin'ny alalan'ny fametrahana barazy manerana ny lalana, fanakatonana ny sekoly sy orinasa ny mponina amin'izao fotoana izao. Amin'izao fotoana izao dia ?1,77 isaky ny litatra ny vidin'ny lasantsy (US$ 2,25), izay mifandaka amin'ny...
Maro amin'ny mpamaham-bolongana Ezipsiana no very bolongana… Moa ve niniana naaton'ny mpampiatrano vohikala ireny bolongana ireny sa misy tanana tsy hita maso milalao any ambadiky ny sehatra? Tsy hitan'ilay Ezipsiana vavy Epitaph ny bolongany tamin'ny volana oktobra. Andro vitsy taorian'izay dia nanao izao fangatahana manaraka izao tany amin'ny Blogger mpampiatrano vohikala...