Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRecherche


-

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Lettre d'information sur MadatsaraPartenariat

Jeune Afrique

La lettre du mercredi

St-François Xavier Antanimena

Jeunes gasy : le portail des jeunes malgaches et des jeunes de Madagascar

Linux malagasy

liens sites

Global Voices Malagasy

Beijing : Fepetra vaovao hiadiana amin'ny fandotoana ny tontolo iainana

sur GVM - le Sat, 05 Jul 2008 20:55:27 +0000

Araka ny nolazain'i Danwei dia namoaka lalanan'ny fifamoivoizana vaovao ny ao Beijing izay ampiharina mandritra ny lalao Olympika. Ankoatra ny fepetra hafa, dia ny fiara mitondra laharana miafara amin'ny isa tsy an-kasa ihany no afaka miriaria manomboka ny faha-20 Jolay hatramin'ny faha-20 Septambra 2008. Araka ny vinavinan'ireo tompon'andraikitra moa dia hihena any amin'ny...


Iran : Homelohina ho faty noho ny blaogy ?

sur GVM - le Sat, 05 Jul 2008 19:56:28 +0000

Tamin'ny Alarobia teo dia nanaiky ny parlemanta iraniana ny hiadiana hevitra mikasika ny volavolan-dalana izay “hanamafy kokoa ny sazy ho an'izay manohitohina ny filaminan-tsaina eo amin'ny fiaraha-monina”. Araka io volavolan-dalana io moa dia ho atao isan'ireo heloka mety hampiarana ny fanamelohana ho faty ny “fanaovana tranokala na blaogy manindraindra ny kolikoly,...


Azia AtsimoAtsinanana: Loharanon'angovo fanolo

sur GVM - le Fri, 04 Jul 2008 20:31:55 +0000

Noho ny fidangan?ny vidin-tsolika, maro ireo firenena avy any Azia Atsimo-Atsinanana no nanamafy ny ezaka ho fitrandràhana loharanon?angovo hafa ho fanolo. Eny fa na dia ireo firenena mpamokatra solitany toa an?i Malezia, Indonezia sy Brunei aza dia samy mampiasa vola hitrandraka angovo azo avaozina avokoa. Tena andrandraina sy ilaina ny fampiasàna angovo fanolo. Niteraka hetsi-panoherana goavana...


Tonizìa : Ny silamo rehefa mamonjy fiara-manidina

sur GVM - le Fri, 04 Jul 2008 18:47:11 +0000

Mizara ny tantara mahatsiravina nahazo azy i Tunisianbelle, ny nisavana azy sy ny nandrovitana ny akanjony, ary niafara tamin'ny fahatarany tamin'ny fiara-madinina novonjeny … izany rehetra izany noho ny fomba fiakanjony fotsiny.


Niara-niravoravo nohon'ny fahafahan-dRtoa Ingrid Betancourt ny faritry Amerika iray manontolo

sur GVM - le Fri, 04 Jul 2008 08:51:11 +0000

Niara-niravoravo tamin'ny vahoaka Kôlômbiana ny faritry Amerika Atsimo [Latina] iray manontolo raha vao nahare ny vaovao fa Rtoa Ingrid Betancourt sy olona 14 hafa izay nalaina sy notazonina an-keriny no avotra. Rtoa Betancourt, teratany Amerikana 3 sy miaramila Kôlômbiana 11 no indray afaka taorian'ny andram-panavotana nampitondraina ny anarana teti-panorona hoe ?Jaque.? Mpiblaogy avy amin'ny...


Faritra Balkanika : Mpizahatany, tapany faha-2

sur GVM - le Fri, 04 Jul 2008 07:00:52 +0000

Sary marobe, lahatsoratra ary hafatra maro mikasika ny tohin'ny dian'i Michael J. Totten's any Albanìa, sy Montenegrô ary Kôsôvô. [Ity dia mbola tohin?ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Michael J. Totten mpizahatany]


Kôlômbia : Hanonerana izay fotoana very izay

sur GVM - le Thu, 03 Jul 2008 07:12:50 +0000

Tienen Huevo mankalaza ny fanafahana an-dRamatoa Ingrid Betancourt izay nalain'ny Mpiady anaty akatan'ny FARC ary notazoniny an-keriny [nandritra ny 2318 andro] any Kôlòmbia : Bienvenida Ingrid… Estamos a la espera de recuperar el tiempo perdido… ?Tongasoa Ingrid… Tsy andrinay ny hanonerana izay fotoana very izay… ? [FANAMPIM-PANAZAVANA : kandida ho filoham-pirenena,...


Tadzikistana : Hotrakotraka Tadziky

sur GVM - le Thu, 03 Jul 2008 06:00:34 +0000

Patrick Frost no manapariaka ao amin'ny Central Asia [Ivon'i Azia] mikasika ny toe-draharaha politika izay toa mihotrakotraka any Tadzikistana : Tajikistan, already one of the world?s poorest nations, has suffered much this year with a harsh winter, continuing health concerns, and with rising food prices. But the worse could be yet to come as its President Rahmon?s rule appears to be showing...


Israely : Tsy homeko voanjo intsony ianao !

sur GVM - le Wed, 02 Jul 2008 07:30:49 +0000

Shalom Rav no manala sarona ao amin'ny Jewschool [sekoly Jiosy] fa Israely hono no firenena fatra-pihinana voanjo indrindra eran-tany, misy anefa tatitra nivoaka vao tsy ela manambara fa mety ho fanondranana voanjo an-tsokosoko avy any Iran no foto-pamatsiana voalohany izany tsena goavana any Israely izany : Anyone with even a passing knowledge of Israeli snacking habits will attest that Israel...


Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro faharoa !

sur GVM - le Tue, 01 Jul 2008 15:21:41 +0000

Raha nifantoka amin'ny fisoloam-bava sy fivoizana hoan'ny fahafaham-pitenena'ireo mpiblaogy ny Andro voalohan'ny vovonàna Global Voices, androany kosa dia mifantoka bebe kokoa amin'ny raharaha anatin'ny Global Voices, miaraka amin'ny fampahalalana ireo tetikasa hafa miara-dia aminy dia ny Rising Voices [Fanandratana ny feon'ireo izay tsy re] sy Lingua [dikateny GV,...




Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony