Recherche
Publicité
RDV Evènements mois de Mai
Derniers Clips gasyLulu izay mpiblaogy Jordaniana monina any Amerika no manapariaka ao amin'ny memoirs of Lulu [ireo tahirin'i Lulu] mikasika ny fasana ambanin'ny ranomasina hoan'ireo izay tia ny ranomasina fahavelony any Florida, Amerika : The Neptune Memorial Reef as a uniques resting spot for people who loved the sea. It is also a heaven for divers : About 14 metres beneath the ocean's surface...
Araky ny tatitra voaray dia manamboninahitry ny tafika sy mpitarika ny antoko mpanohitra maromaro no nosamborina tany Malawi noho ny fiheverana azy ireo ho ?nanomana fanonganam-panjakana.? Kondwani Munthali izay sady mpanao gazety no mpiblaogy Malawiana dia mihevitra fa mandalo vanim-potoana mahaliana ary madiva hangotraka ny rano [ilomanozan'ny] pôlitika any Malawi. Avy any Lilongwe izay itoerany...
Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic???? It's been a grey, overcast day and I thought it was time for some cheery colour! Enjoy! ?Asa raha azonareo an-tsaina hoe manakory...
Boni Dulani no manapariaka ny fijeriny izay heveriny ho sarintsarina ?fanomana fanonganam-panjakana? any Malawi : Call me naïve, but some things do not add up to this alleged new ?coup plot? against the Mutharika presidency. Instead, it gives me a sense of déjà-vu: taking us back to the dark days of the Banda presidency. ?Tsy maninona fa ataovy hoe izaho no ?Zefa? [dondrona] fa misy zavatra tsy mazavazava...
Cryton Chikoko no mitatitra ao amin'ny blaogy Stories on Malawi [tantara mikasika an'i Malawi] fa misy olona maro hafa izay nosamborina noho ny fiampangana azy ireo ho ?nanomana fanonganam-panjakana? tany Malawi : Malawi has arrested two senior army officers for plotting to overthrow the government, police said on Wednesday, a day after the arrest of two opposition leaders on the same charges. ?Manamboninahitry...
Vao tsy ela izay, no nanatanterahan'ny antoko [eo amin'ny fitondrana] UDF [United Democratic Front ] ny fihaonambeny sy ny nifidianany ny filoha taloha Bakili Muluzi ho kandidan-dry zareo amin'ny fifidianana filoham-pirenena izay hotanterahaina amin'ny taona ho avy any Malawi [2009]. Ny filoha lefitry Malawi, ny Dr Cassim Chilumpha izay ambany fiampangana ho mpamadika no mba mpifaninana...
Moussa Bashir no mandray fitenenana ao amin'ny blaogy UrShalim ka mitatitra ireo hatsikana izay reny mikasika ny toe-draharaha pôlitika mavaivay any Libanona ankehitriny : Minister Nayla Mouawad has threatened the opposition forces that she would go on national TV without makeup if they do not withdraw their militia from the streets. The opposition demonstrators protested against the government,...
Henry Ekwuruke no mizara izay fomba fijeriny manoloana ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika : The most worrying scenario in Africa today, as the hike in food prices ravage the world's poor, is not in the price of the food, especially the imported kind per say, but is the underlying fact that Africa's population which is largely agrarian is still a net food importer, even...
Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany izay antony tsy isian'izay filma Afrikana any amin'ny Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny filma any Cannes, any Frantsa : I may be missing something, but no African film or film with an African theme (including North Africa) made the official cut. ?Asa raha izaho no tsy naharaka, fa ohatry ny tsy misy na dia filma Afrikana iray monja...
Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? : Pieter Hugo, the South African photographer, is the only African featured in JUXTAPOZ?s ?Photo Issue? that came out this month. I guess we?ll have to wait till their ?Africa? issue ?Ny mpaka sary Afrikana Tatsimo Pieter Hugo, no mpaka sary Afrikana izay hany ampiratian'ny vohikala JUXTAPOZ...