
Publicité
Derniers Clips gasyGadra atao antontany ao anaty baravy? Nampiseho fanitsakitsahana zon'olombelona ao amin'ny bolongany malaza Misr Digital indray ilay Ezipsiana mpamaham-bolongana Wael Abbas efa nandrombaka loka. Wael no manazava: ??? ?????? ????? ??? ?? ???? ??????? ??? ?????? ????????? ??????? ????? ????? ?? ??? ????? ?????? - ?? ???? ?? ??? ??? ???? - ???? ???? ????? ????? ????? ?? ??? ????? ????? ??? ?????????...
Nitokona ho fanoherana ny hetra momba ny varotra 3% vaovao - na fanampin-tsandan-ketra nandritra ny roa volana ny mpivarotra any amin'ny Bazariben'i Teheran, sy ireo any amin'ny bazarin'ny tanàna lehibe Iraniana tahaka an'i Tabriz, Isfahan ary Mashad. Nahanton'ny fitondrana moa ny fampiharana ilay lalàna, ary manondro ny mpitatitra sasany fa niverina tamin'ny asany araka...
Tantaran'i Now is Wow Too, mpitoraka blaoby avy ao Trinidad eto ny resadresaka nifanaovany tamin'ny mpivarotra voanio iray.
Mitatitra ny BarCamp tany Madagasikara izay natrehiny ny namana Sixthman izay monina any Madagasikara rahateo : A lot of people attended the barcamp and most of them were ? bloggers. This was an opportunity for me to see some of them that I only knew by pictures through blogs like avylavitra, DotMg or Jentilisa - who talked about the Global Voices Online and released a book containing what he?s been...
Gervais J. Henrie avy any Seychelles no mitatitra fa : Seychelles is the second African country, after Senegal to join the $1 billion pan-African e-network project initiated by the Indian government ?Taorian'i Senegaly dia i Seychelles no firenena Afrikana faharoa izay nanaiky ny handray anjara amin'ny fananganana rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana izay mitentina 1 tapitrisa dôlara, tetikasa...
Mitohy ny dian'i David Sasaki, any Monrôvia, ary mitatitra mikasika ny fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena any Liberia izy : Developing Liberia?s national media is key to 1.) promoting democracy, 2.) promoting national identity, and 3.) fighting corruption. We have been visiting all the different players involved in Liberia?s media development. First stop was the Minister of...
Ny mpiblaogy fantadaza Ethan Zuckerman no mandinika izay tatitra avy any an-kodahoda any Afrika : How do we get stories from places like Ilakaka, remote locations in Africa with no permanent press presence? Historically, we?d have to wait for something bad to happen - a mining disaster, an outbreak of disease. I see the photos in the Globe as evidence of what might be a healthier form of storytelling...
Amin'ny famangian'i David Sasaki, an'i Monrôvia, any Liberia izay hampianarany ireo Liberiana izay fomba fanaovana blaogy. Nanoratra fohy ny tantaran'i Liberia izy : Liberia?s history - and specifically its relationship with the United States - is fascinating. The country was founded and colonized in 1847 by freed Black slaves from the United States. By 1867 more than 13,000 Black...
Théophile Kouamouo mpanao gazety mitatitra hoan'ny gazety Frantsay “Le Monde” avy any Abidjan no mizara izay fiheviny ilay boky “C'était pas gagné” [Tsy fandresena mora azo], ôtôbiografiana kalaza mpilalao baolina kitra Ivoariana, i Didier Drogba : C'était pas gagné m'est apparu comme un livre passionnant, qui permet de mieux cerner la personnalité de Didier...
Inona no eritreretr'ireo mpitoraka blaogy Swahili avy ao Tanzania manoloana ny loza nitranga tamin'ny fankalazana ny Eid Al Fitr ? Olona 20 mantsy no maty tamin'ny fankalazana ny Eid Al Fitre tao amin'ny toeram-pikoranana natokana ho an'ny tanora ao Tabora, afovoan'i Tanzania. Raha ny tombatombana dia tanora 7 ka hatramin'ny 18 taona miisa 400 be izao no nivory tamin'io...