Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRecherche


-

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Agenda des évènements RDV Evènements mois de Mai

  • 3è édition FIM (Foire Internationale...
    Du 15-05-2008 au 19-05-2008
  • Du 18-05-2008 au 19-05-2008] fade=[on] cssbody=[csstooltipBodyRss]">Cinéma "Kala Pams" au Ritz (14h...
    Du 18-05-2008 au 19-05-2008
  • Exposition Madagascar à la verticale...
    Du 09-05-2008 au 24-05-2008
  • 25 ans de Poopy FJKM Ankadifotsy...
    Du 18-05-2008 au 19-05-2008

Lettre d'information sur MadatsaraPartenariat

Jeune Afrique

La lettre du mercredi

St-François Xavier Antanimena

Jeunes gasy : le portail des jeunes malgaches et des jeunes de Madagascar

Linux malagasy

liens sites

Global Voices Malagasy

Amerika : Fasana ambanin'ny ranomasina

sur GVM - le Fri, 16 May 2008 12:03:44 +0000

Lulu izay mpiblaogy Jordaniana monina any Amerika no manapariaka ao amin'ny memoirs of Lulu [ireo tahirin'i Lulu] mikasika ny fasana ambanin'ny ranomasina hoan'ireo izay tia ny ranomasina fahavelony any Florida, Amerika : The Neptune Memorial Reef as a uniques resting spot for people who loved the sea. It is also a heaven for divers : About 14 metres beneath the ocean's surface...


Malawi : Fisamborana olo maro noho ny ?fanomana fanonganana? ny filoham-pirenena

sur GVM - le Fri, 16 May 2008 08:17:29 +0000

Araky ny tatitra voaray dia manamboninahitry ny tafika sy mpitarika ny antoko mpanohitra maromaro no nosamborina tany Malawi noho ny fiheverana azy ireo ho ?nanomana fanonganam-panjakana.? Kondwani Munthali izay sady mpanao gazety no mpiblaogy Malawiana dia mihevitra fa mandalo vanim-potoana mahaliana ary madiva hangotraka ny rano [ilomanozan'ny] pôlitika any Malawi. Avy any Lilongwe izay itoerany...


Albania : Trano miravaka loko marevaka

sur GVM - le Fri, 16 May 2008 00:30:47 +0000

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic???? It's been a grey, overcast day and I thought it was time for some cheery colour! Enjoy! ?Asa raha azonareo an-tsaina hoe manakory...


Malawi : Sarintsarina ?fanomana fanonganam-panjakana?

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 14:58:30 +0000

Boni Dulani no manapariaka ny fijeriny izay heveriny ho sarintsarina ?fanomana fanonganam-panjakana? any Malawi : Call me naïve, but some things do not add up to this alleged new ?coup plot? against the Mutharika presidency. Instead, it gives me a sense of déjà-vu: taking us back to the dark days of the Banda presidency. ?Tsy maninona fa ataovy hoe izaho no ?Zefa? [dondrona] fa misy zavatra tsy mazavazava...


Malawi : Manamboninahitry ny tafika nosamborina noho ny ?fanomana fanonganam-panjakana?

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 11:30:51 +0000

Cryton Chikoko no mitatitra ao amin'ny blaogy Stories on Malawi [tantara mikasika an'i Malawi] fa misy olona maro hafa izay nosamborina noho ny fiampangana azy ireo ho ?nanomana fanonganam-panjakana? tany Malawi : Malawi has arrested two senior army officers for plotting to overthrow the government, police said on Wednesday, a day after the arrest of two opposition leaders on the same charges. ?Manamboninahitry...


Malawi : Hevitra nateraky ny fiverenan'ny filoha taloha hanao pôlitika

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 11:20:27 +0000

Vao tsy ela izay, no nanatanterahan'ny antoko [eo amin'ny fitondrana] UDF [United Democratic Front ] ny fihaonambeny sy ny nifidianany ny filoha taloha Bakili Muluzi ho  kandidan-dry zareo amin'ny fifidianana filoham-pirenena izay hotanterahaina amin'ny taona ho avy any Malawi [2009]. Ny filoha lefitry Malawi, ny Dr Cassim Chilumpha izay ambany fiampangana ho mpamadika no mba mpifaninana...


Libanona : Izay lafiny maivana amin'ny fotoan'ny ady

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 09:12:18 +0000

Moussa Bashir no mandray fitenenana ao amin'ny blaogy UrShalim ka mitatitra ireo hatsikana izay reny mikasika ny toe-draharaha pôlitika mavaivay any Libanona ankehitriny : Minister Nayla Mouawad has threatened the opposition forces that she would go on national TV without makeup if they do not withdraw their militia from the streets. The opposition demonstrators protested against the government,...


Afrika : Ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 08:52:11 +0000

Henry Ekwuruke no mizara izay fomba fijeriny manoloana ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika : The most worrying scenario in Africa today, as the hike in food prices ravage the world's poor, is not in the price of the food, especially the imported kind per say, but is the underlying fact that Africa's population which is largely agrarian is still a net food importer, even...


Afrika : Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny filma any Cannes

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 08:37:50 +0000

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany izay antony tsy isian'izay filma Afrikana any amin'ny Fihaonambe Iraisampirenena mikasika ny filma any Cannes, any Frantsa : I may be missing something, but no African film or film with an African theme (including North Africa) made the official cut. ?Asa raha izaho no tsy naharaka, fa ohatry ny tsy misy na dia filma Afrikana iray monja...


Afrika : Tsy mba maka sary ry zareo any Afrika

sur GVM - le Thu, 15 May 2008 08:25:34 +0000

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? : Pieter Hugo, the South African photographer, is the only African featured in JUXTAPOZ?s ?Photo Issue? that came out this month. I guess we?ll have to wait till their ?Africa? issue ?Ny mpaka sary Afrikana Tatsimo Pieter Hugo, no mpaka sary Afrikana izay hany ampiratian'ny vohikala JUXTAPOZ...




Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony