Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Opposition et COI  (Lu 359 fois)
rija

Messages: 3


Opposition et COI
« le: 23-07-2005 à 21:05:00 »
Citer en réponseCitation

Fa mahagaga ahy mihitsy aloha ny tena tao an-tsain'ireo antoko mpanohitra t@ niheveran'izy ireo ny hitarainana tany @ Filoham-pirenena Frantsay momba ny toe-javatra eto @tsika e! Fa angaha hihaino an'izany no nahatongavany aty? Sa izaho kosa no diso fihevitra? Fa izy koa no iza no hitarainana? Sa mety hitondra vahaolana ho an'ireo antoko mpanohitra i Chirac?
Sa kosa ary mbola manana ilay toe-tsaina manompo vazaha isika Malagasy e! Na koa manao "retour d'âge" dia be takalaza? Nefa anie dia niala maina teo e! Mba asiana fisainana ihany izy ity vao manao zavatra fa izao isika ny tena sady afa-baraka no tsy norarahian'ny vahiny akory. Tsy hoe tsy tia mpanohitra aho sanatria! Ilaina tokoa ny antoko mpanohitra mba hisian'ny atao hoe fifandanjan-kery na "équilibre politique". Fa ny fomba entin-dry zareo miady no tsy ankasitrahako. Fa angaha izy ity vitan'ny ambom-po fotsiny e!
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony