Ahoana marina ity resaka jirama ity e!
Ny aty Diego dia tena mampalahelo fa dia fotoana kely no mba misy jiro indrindra ny ety @ anjerimanontolo.
Toerampikarohana sy fiofanana no voan'izao zavatra izao ka mba manao antso avo aminareo lehibe any ambony any e!
Flux RSS

Citation
Journalisée