Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Santé - Fahasalamana - Health
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Misy boutons rehefa mankany Dago  (Lu 190 fois)
Fitia

Messages: 1


Misy boutons rehefa mankany Dago
« le: 18-06-2008 à 22:49:41 »
Citer en réponseCitation

Miarahaba anareo,
Ny zanako dia teraka aty Frantsa. rehefa mankany madagasikara ny zareo dia feno boutons mangidihidy ny tenany rehefa . Efa nisy voan'izany ve ny zanakareo. Raha eny dia inona no fanafody hampiasainareo mba hahafaka azy fa mijaly ny ankizy.
Misaotra an'izay mamaly
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony