Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Hanao dfi @tsika hono ny sinoa  (Lu 224 fois)
news2dago

Messages: 1


Hanao dfi @tsika hono ny sinoa
« le: 10-01-2008 à 13:05:57 »
Citer en réponseCitation

Loza ny asahin’ity sinoa iray ao @ orina’asa afa-kaba izay sahy nilaza ampahibemaso mihitsy oe:”Andao ianareo malagasy rehetra eto ianareo 17 millions mipetraka eto madagasikara tsy misy anjanona na tamingany iray aza alefa mipetraka any sina dia entinareo daholo ny harena rehetra anareo teto izay mety ho fananareo tsy misy avelanareo eto fa entinareo any daholo fa izahay kosa mifindra aty tsy mitondra na inona na inona mankaty fa tsy omenay herintaona ianareo dia resinay”.
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony