Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Santé - Fahasalamana - Health
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Resaka SIDA  (Lu 646 fois)
madatsara

Messages: 36


Resaka SIDA
« le: 18-12-2007 à 18:34:13 »
Citer en réponseCitation

Miarahaba ny rehetra!
Efa manatona ity ny fetin'ny Noely sy faran'ny taona, miara-mifaly amin'ny mpianakavy, tapaka sy namana isika rehetra, ka dia te hiombona amin'ny Malagasy i Madatsara hirary fety sambatra ho an'ny rehetra! Aza adino ry reto ny kapôty na dia faly aza, mahafinaritra ilay mifankatia fa aleo mifampidola velona toy izay rehefa voa vao manenina.
Mbola tsy misy fanafody manasitrana ny Sida, aleo isika ho mailo.

Zany an, aza adino ny kapôty! Samy ho tratry ny taona vaovao daholo isika jiaby e!

Signaler au modérateur   Journalisée
Olombelona
Messages: 281


Re : Resaka SIDA
« Réponse #1 le: 20-12-2007 à 15:22:05 »
Citer en réponseCitation

Marina mihitsy izany resaka izany ry Madatsara! Henoko koa hoe tena betsaka ny zazavavy tsy ampy taona akory nefa dia mivaro-tena sahady aty Madagasikara aty. Ny antony fatatra aloha dia ao ny fitiavana lamôdy, ka rehefa tsy maharaka mividy izany ho azy ny ray aman-dreniny dia mitady vola azahoana azy ny zazavavy ka lasa mivaro-tena. Tsy mahalala akory hoe mety hifindràn'ny "VIH" sy ireo aretina hafa mety hanjo azy.
Mampalahelo tokoa raha vao kely sahady dia efa manana "rapports sexuels" sady tsy mbola sahy mandidy lehilahy akory hoe hanao fiarovan-tena na kapôty! Betsaka ny ray aman-dreny no tsy mahalala akory hoe mivaro-tena ny zanany, ny tsara afaka atao angamba dia aleo mihitsy rehefa manomboka manana namana ny zana-tsika dia ampianarina avy hatrany hampiasa kapôty sy mihinana "pilule contraceptive" . Aleo ny tsy fankasitrahana firaisana ara-nofo n'ireo zanatsika tsy hampidi-doza azy, fa mba isika lehibe kosa no hanoro e!

misaotra anareo namaky!
Signaler au modérateur   Journalisée
tlay
Messages: 281


Re : Resaka SIDA
« Réponse #1 le: 28-12-2007 à 15:02:37 »
Citer en réponseCitation

orizala an! mba mieritsereta vao manao anio firaisana nio aleo ry zala mapiasa savony toy izay milely anireny zaza tsy ampy taona ireny an!fa rehefa tena tsimety rizala dia mba manaova kapoty an!io resaka firaisana io anie ry zalahy tsika bandy anie tadidio fa manimba ny fihainan'ilay vehivavy e! io firaisana io koa mbola mahatonga ny gasy mahanitra tsimety tafarina io. io firaisana aranofo io misy fetraikany io ao rina kely ao! tsy hoantsika lehila zany fa ho anireo vehivavy. ka zao no tiko ambara koto kely rehefe nona dia omeo savony lesy ho aingana an!
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony