Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Discussion Générale
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Prorogement sa ajout de page  (Lu 215 fois)
Annah

Messages: 1


Prorogement sa ajout de page
« le: 21-11-2007 à 06:54:47 »
Citer en réponseCitation

Izaho mipetraka aty andafy dia ny passeport ko anefa mbola valide hatramin'ny 2014 kanefa ny page lany dia tsy haiko izay atao na angataka prorogement na ajout de page anefa ny ambassade gasy ao France tsy haiko raha manao ajout de page.Sao dia mba misy afaka manampy ahy amin'ny tokony hataoko
Signaler au modérateur   Journalisée
madatsara
Messages: 281


Re : Prorogement sa ajout de page
« Réponse #1 le: 22-11-2007 à 11:18:27 »
Citer en réponseCitation

Miarahaba an'i Annah,
Efa nanandrana nanontany ny Ambassade de Mcar eto France ve ianao momba io fanotanianao io? Ity ny adiresy sy ny tel ho an'ny eto Paris, ka dia afaka apetrakao amin'ny mpiasa ao avy hatrany ny fanotanianao: Ambassade de Madagascar - 4 Avenue Raphaël - 75016 PARIS - Tél : 01 45 04 62 11 .

Tsara raha mba afaka ampitainao aminay ny vokatra sy ny tohin'ny tantara, mba hanampy ny olona hafa koa, misaotra anao mialoha!

Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony