|
andrianavalona
Messages: 3
|
 |
aizany ankizy ambohimanarina
« le: 23-04-2005 à 21:01:00 » |
Citation |
aiza daholo ireo zanaka ambohimanarina toa tsy hita intsony!!
|
|
|
|
|
|
zay
Messages: 281
|
 |
RE: aizany ankizy ambohimanarina
« Réponse #1 le: 25-04-2005 à 12:31:00 » |
Citation
|
zay avy any ambohimanarina e!
zay ko mantsy mitady ankizy avy iany
|
|
|
|
|
|
andraianavalona
Messages: 281
|
 |
RE: aizany ankizy ambohimanarina
« Réponse #1 le: 25-04-2005 à 19:40:00 » |
Citation
|
manao ahoana tompoko
ka izahay mantsy miantso ireo ankizy avy any fa mba te hahalala ireo zanak'amboma miparitaka aty an-adafy aty ny tenanay , koa misaotra anreo namaly antso raha misy zavatra manitikitikany sainareo dia apetraho eto ny message !!
misaotra anreo e!!
|
|
|
|
|
|
mialy
Messages: 281
|
 |
RE: aizany ankizy ambohimanarina
« Réponse #1 le: 06-05-2005 à 18:38:00 » |
Citation
|
za avy ao antanety avaratra sady mponina amboma ,
|
|
|
|
|
|
andrainavalona
Messages: 281
|
 |
RE: aizany ankizy ambohimanarina
« Réponse #1 le: 11-05-2005 à 21:10:00 » |
Citation
|
izahay koa avy eo amboma ary mitady hiafankahita aminareo!!
|
|
|
|
|
|
papoose
Messages: 281
|
 |
Re : aizany ankizy ambohimanarina
« Réponse #1 le: 06-03-2008 à 09:06:17 » |
Citation
|
manao ahoana daholo izaho avy ao antanety avaratra,ka faly mitafa @nareo
|
|
|
|
|
|