Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Recherche anciens amis /proches
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: namana ela tsy hita  (Lu 346 fois)
Binty

Messages: 1


namana ela tsy hita
« le: 30-05-2007 à 22:59:36 »
Citer en réponseCitation

Miarahaba antsika jiaby!

Zaho mitady namako niaraka nianatra tamiko tao @ Collège François de Mahy, Diego-Suarez t@ taona 1990-1991 avy agny Vohemar ireo raha tsy diso zaho, roa mirahalahy ireo fa, adignako Nom de famille ndreo ( Herin zoky ary Jeanel no zandriny) ka mba miangavy zay mahita azy ireo mba ampilaza azafady , fa efa ela be nitadiavako an-dreo. Misaotra mialoha
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Feedback Form