Any ampianarana : dia mianatra ny fandefasana ny mesazy ao amin’ny S.M.S aho.
Mba afaka mamaly ny fanontaniako ve ianareo azafady ô!
Omeo ohatra amin’ny teny malgache ny fanaovana fohy ny teny ?
Raha mba azo atao ! Dia mba adikao anini ny teny frantsay rehefa avy eo.
OHATRA :
Vao² -> vaovao (nouvelle)
Oh -> ohatra (exemple)
Mandehana amin’ity site : http://sms35.free.fr/ dia valio ny fanontaniana.
Misaotra betsaka :-)
Flux RSS

Citation
Journalisée