Eto manodidina an'i Parisy izahay .Mitady vehivavy na lehilahy mahay mitsoaka varahana(trompette,trombone).Sy olona hafa mahay mikapoka congas,bongos,abanico.
Hiaraka hitendry zavamaneno aminay,raha tia mozika latinos ianao dia voamaika tena tsara.
Ny orkesta :
Pianiste iray,misy
Bassiste iray,misy
Timbalero iray(zà)
Bongos mila iray ?
Congas mila iray ?
Trompette mila telo ?
Trombone mila iray ?
Flux RSS

Citation
Journalisée