|
Auteur |
Fil de discussion: FOIBE FJKM : un trou de 1,7 Milliards de FMG (Lu 588 fois)
|
|
Bianca Vecchi
Messages: 2
|
 |
FOIBE FJKM : un trou de 1,7 Milliards de FMG
« le: 24-05-2004 à 22:10:00 » |
Citation |
Un journaliste de Madagascar Tribune, Jeannot Ramambazafy, a écrit, le jeudi 13 Mai 2004, que le FOIBE FJKM, a un trou financier de 1,7 Milliards FMG.
|
|
|
|
|
|
Ratosidrà
Messages: 281
|
 |
RE: FOIBE FJKM : un trou de 1,7 Milliards de FMG
« Réponse #1 le: 26-05-2004 à 21:33:00 » |
Citation
|
Loza izany ry havana sy namana.
Tena tsy azo hatokisana mihitsy ny Foibe FJKM.
Izay tsy mahatoky amin' ny kely dia tsy azo hitokisana amin' ny zava-dehibe.
|
|
|
|
|
|
Jim
Messages: 281
|
 |
RE: FOIBE FJKM : un trou de 1,7 Milliards de FMG
« Réponse #1 le: 02-06-2004 à 18:43:00 » |
Citation
|
Voilà ce qu'on appelle la Théorie du TOUT POUR MOI (Foibe FJKM), RIEN POUR VOUS (les fidèles cocus).
|
|
|
|
|
|
JAONATIANA
Messages: 281
|
 |
RE: FOIBE FJKM : un trou de 1,7 Milliards de FMG
« Réponse #1 le: 08-06-2005 à 16:21:00 » |
Citation
|
Ny mampalahelo dia ny hilazana fa nisy izany volabe very izany, indrindra fa ny hilazana fa ny raharaham-piangonana dia tsy azo resahina amin'ny haino amn-jery , fa nahoana kay? raha misy tsy mety dia aleo ho hitan'ny olona rehetra fa atao fialofana ange izany ny fiangonana e, indrindra fa main'izao fotoana izao raha miditra betsaka amin'ny fitantanam-pirenena ny fiangonana, ny fiangonana dia natao hitaizany maha olona ara-panahy aloha , io aza ange betsaka no tsy vita ary ny TA dia tsy ovana hoy aho satria hoy Izy Tompo hoe: be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy, mila olona izany ka aleo hazava ny amin'io fa manjary atao fialofana hoy aho ny Fiangonana, sady izao koa raha mpitandrina amin'ny fiangonana iray no lazaina fa manao ny tsy mety "ara-panahydia ny foibe mihintsy no manala baraka azy ary raha ny foibe no manao ny tsy mety tsy zon'ny mpamelona azy ireo ara-bola ve no manenjika azy ireo?...Diniho dia andao hikarajia....
|
|
|
|
|
|
|
|