Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Fatin'olona teny @ seranana "ROISSY CDG" Frantsa  (Lu 494 fois)
Madatsara

Messages: 36


Fatin'olona teny @ seranana "ROISSY CDG" Frantsa
« le: 19-05-2004 à 17:03:00 »
Citer en réponseCitation


Tsetsatsetsa tsy aritra...

Araky ny voalazan'ny gazety maimaim-poana tao Parisy "20Minutes" omaly Talata 18 May 2004 dia nisy faty olona hita tany amin'ny seranam-piaramanidina "ROISSY CDG" (Frantsa) ny alatsinainy 17 May 2004 teo.

Tsy fantatra hatramizao ny momba ilay olona na teratany malagasy na vahiny ? fa ny azo lazaina fotsiny arak'io gazty io dia avy any Antananarivo renivohitr'i Madagasikara io raopilanina io...

Araho ity ROHY ity..
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Feedback Form