Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA  (Lu 371 fois)
rzmbe

Messages: 1


RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA
« le: 09-05-2004 à 14:24:00 »
Citer en réponseCitation

FILAZANA

Izay olona tsara sitrapo sy liana ary maniry hampandroso sy hanamafy ny fihavanana nolovaina tamin’ireto razambe ireto :

« RAINIFIRINGA – RALAIMAHOLY XVII Voninahitra
RAINIDAORIDINA XIV Voninahitra »

Dia hiangaviana hanoratra
amin’ny gazety : Madagascar-TRIBUNE réf: 3610
na amin’ny adiresy mailaka : razambe@free.fr

Raha misy soratra, sary na sosokevitra mikasika ireo Razana sy ireo taranany, hanatevenana ireo rakitry ny ela voatahiry dia raisina am-pitiavana.

Mankasitraka Tompoko
Signaler au modérateur   Journalisée
Lanto RABIAZAMAHOLY
Messages: 281


RE: RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA
« Réponse #1 le: 09-08-2004 à 11:23:00 »
Citer en réponseCitation

pouvez -vous m'indiquer LE SITE où je pourrai voir l'arbre généaloqique de RAINIDAORIDINA
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony