Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Actualités - Politique - Economie
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: ra8  (Lu 655 fois)
rasta

Messages: 1


ra8
« le: 10-04-2004 à 10:12:00 »
Citer en réponseCitation

io fa misaoala sahady ravalo,. Ry deba aty manindry bokotra fotsiny dia i ra8 sy ny ekipany no marary. Marina mihitsy ilay hoe mivavaka ami'ny demony lery ary ny mahagaga dia demo,y iray ihany ny azy sy deba . Vavolombelona maro no nahita anisan'ny zany ny tenanay.
Signaler au modérateur   Journalisée
Olivar de Perpinyà
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 12-08-2004 à 19:29:00 »
Citer en réponseCitation

Ahirato ny masontsika gasy. Tsy hoe ra8 na i Deba no ho eo amin'ny fitondrana dia handroso ny toe-karena malagasy efa mikoroso fahana. Ny lalampanorenan-tsika gasy mihintsy no mila hovaina mba hifanaraka amin'ny toe-tsaintsika ankehitriny.
Izany hoe tsy mila karama sy tambiny izay te hitondra firenena marina, fa kosa izay ilaina hoentina mampandroso ny firenena. Ny vahoaka mahalala ny atao hoe instruction civique no afaka mifidy an'izay ho mpitondra mba hialana amin'ny risoriso sy fividianam-bato any ambanivohitra sy ireo tsy nahita fianarana. Ny olona sahala amin-dry Père Pedro ireny ohatra. Ny mampalahelo dia tsy azo kitihina ny mpitondra malagasy na dia hita fa mangalatra ny harem-pirenena aza. Tokony hanaovana "redressement fiscale " daholo ny mpitondra lasa mpanakarena tampoka any Dago.
Olivar de Perpinyà.
Signaler au modérateur   Journalisée
Tanj
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 25-04-2004 à 16:23:00 »
Citer en réponseCitation

n'inon' inona lazainareo ra8 irak' i Jesosy. Izay ihany ny ahy ny fantatro. Aty Norway aho izao manoratra izao ary afka manporofo izay voalazako.
Signaler au modérateur   Journalisée
Grace
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 28-04-2004 à 06:06:00 »
Citer en réponseCitation

Tena miombon-kevitra aminao aho Tanj....Mampalahelo mihitsy isika Malagasy satria rehefa tsy hay ny manimba ilay olona na hita fa misondrotra ilay olona dia aratsiana sy lotoana hatrany, rahoviana ihany re vao hijanona ny fanamaimbona ny hafa e...... izay rehetra tonga eo dia aratsiana avokoa, ary i ra8 anie ka manao izay azony hatao tokoa hanasondrotra ny M/car e......raha 25 taona no nandray ny kihony ny Malagasy, raha misy olona iray eo te-hanavotra ny sisa avelao izy hanao fa aza dia reraka ny manaratsy tsy izany velively akory ny hanavotra antsika; Eto ampivavahana sy fisaorana daholo izay atao fa tsy misy toy ny mivavaka akory e! Lazaina fa mivavaka @ i demony i ra8, omeo ary izany proof izany raha misy! sao dia ianao ilay demony voalaza?
Signaler au modérateur   Journalisée
rasta
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 28-04-2004 à 15:15:00 »
Citer en réponseCitation

dia hoe irak'i jesosy i ra8,
alefaso daholo izay sainareo rehetra fa efa vita ny baolina ary ho avy tsy ho ela i deba sy ny forongony handrodana andra8 satria efa resy i le io.. mila mianatra i le io fa tsy mitovy ny firenena sy ny orinasa
Signaler au modérateur   Journalisée
ngilo
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 29-04-2004 à 12:50:00 »
Citer en réponseCitation

fa naninona tokoa aloha no betsaka ireo protestant nhidy e! tena mety ho marina ihany izany an! nefa tsy hay aloha e! mitovy doly anie refa tonga eo @ io toerana io e! za anie omeo place fa de ny havako aloha ho tafitaiko e! avereno deba e! ary aiza izany nandray ny kihony izany toa tsy nisy nandray ny kihony izany kosa teto e! isika gasy itony ho aho de mahita tenenina mihintsy refa afaka sy mila 19 e! mba te hiova filoha izahay hoe efa nataony nanana daholo ve ary aloha nareo e! zay aloha voamaika mahantra e! mbola tsy nahao tomobilina hatramin'izao na de efa tsy misy taxe ary ny douane mba hampidirany camion ho azy anaovana livraison ny tiko ary mba jereo ny mpiasa ny tiko hoe lasa mahazo toerana any @ fiasana fanjakana any betsaka izy ireo nareo ireo ve efa nahazo betsaka izany ary efa nahita ny tenanay ny minisitra mpiloka be tery itaosy tery ilay mipetraka eny ambaniala iny za ve de mbo rariny mbola potika ny gasy hatramin'izao e! mitovy doly ny politika za mpandalina ny politika fa isika nolas adala eo
Signaler au modérateur   Journalisée
teta
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 29-04-2004 à 19:07:00 »
Citer en réponseCitation

F'angaha kosa moa rehefa tsy mandroso dia hoe demony. Avelao aloha izy hiasa fa vao 3 taona @ty ange izao no nitondrany e! ny an'ny sasany tadiaviny hanao miracle ra8 .
Signaler au modérateur   Journalisée
dany
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 06-12-2004 à 07:14:00 »
Citer en réponseCitation

kozy zany tena demony lery
Signaler au modérateur   Journalisée
pomelin
Messages: 281


RE: ra8
« Réponse #1 le: 16-05-2005 à 20:57:00 »
Citer en réponseCitation

nous voudrions un apercu du mondial a pomelin
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony