|
RAVELOJAONA SANDY
Messages: 2
|
 |
TOVOJHAY
« le: 09-03-2004 à 18:26:00 » |
Citation |
Salut afaka mandefa sombin-tsary na siten'i tovojhay ho ahy ve nareo merci
|
|
|
|
|
|
cassandra
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 28-07-2006 à 13:53:00 » |
Citation
|
i Tovojay ve handicapé, toa ohatrny misy tsy ,normal ny tongony o? ary ilay endrika ve mba ao anatin\\\'ny projet ny hikarakara azy sa ahoana?
|
|
|
|
|
|
tovo
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 29-03-2004 à 08:45:00 » |
Citation
|
Miala tsiny fa tsy misy afaka,andefa ho anao
veloma
|
|
|
|
|
|
arnniah
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 29-03-2004 à 22:29:00 » |
Citation
|
mba afaka handefasanao hira izay tsara indrinda ve za?
|
|
|
|
|
|
tit
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 08-04-2004 à 14:55:00 » |
Citation
|
jerevo ao @ site moramora.net na madanight.com fa feno
|
|
|
|
|
|
rivo
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 13-04-2004 à 19:28:00 » |
Citation
|
mba tongava aty lyon fa tena b"etsaka no te hahita anao
|
|
|
|
|
|
Henintsoa
Messages: 281
|
 |
TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 24-04-2004 à 00:06:00 » |
Citation
|
regardez sur tononkira.serasera.org ya beaucoup de paroles
|
|
|
|
|
|
miranto
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 29-04-2004 à 12:23:00 » |
Citation
|
TOVOJHAY an! tongava ho aho aty lyon efa roa za zao no nangataka e!
|
|
|
|
|
|
Michou
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 10-05-2004 à 21:39:00 » |
Citation
|
misy sary sy video ny TOVOJHAY taminy izy nanao tournée tany Essen/ Allemagne aminy 24-04-2004 aminy www.Madaclub.de
|
|
|
|
|
|
haingo
Messages: 281
|
 |
RE: TOVOJHAY
« Réponse #1 le: 17-05-2004 à 14:22:00 » |
Citation
|
mba andefaso ilay tonon'ilay tia tokoa sy poster T.J anie azafady e!
|
|
|
|
|
|