Manao ahoan daholo.
Ny tena tiako lazaina eto moa dia ny toaka gasy sy ny paraky gasy.aty an-dafy ny produit "terroire" dia tena arovna mafy mihintsy.Ny any amin-tsika dia tena henjehina mafy ny vokatry ny tany.Ao italy ao misy toaka amidy ao anaty tavoahangy manga izay,ary misy sary vorondolo ilay tavoahangy,ny vidin'io toaka io dia 155ff.Raha misotro azy anefa ianao,dia io lohana toaka gasy io,na ny tsirony na ny fofony.koa inona no maha menatra an-tsika tsy hivarotra aradalana ny an-tsika?Mba hazavao re ny saiko ra8,fa fanina aho e!

Flux RSS

Citation
Journalisée