Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: vita gasy  (Lu 651 fois)
fijo

Messages: 7


vita gasy
« le: 02-09-2003 à 02:20:00 »
Citer en réponseCitation

Manao ahoan daholo.
Ny tena tiako lazaina eto moa dia ny toaka gasy sy ny paraky gasy.aty an-dafy ny produit "terroire" dia tena arovna mafy mihintsy.Ny any amin-tsika dia tena henjehina mafy ny vokatry ny tany.Ao italy ao misy toaka amidy ao anaty tavoahangy manga izay,ary misy sary vorondolo ilay tavoahangy,ny vidin'io toaka io dia 155ff.Raha misotro azy anefa ianao,dia io lohana toaka gasy io,na ny tsirony na ny fofony.koa inona no maha menatra an-tsika tsy hivarotra aradalana ny an-tsika?Mba hazavao re ny saiko ra8,fa fanina aho e!
Signaler au modérateur   Journalisée
laza
Messages: 281


RE: vita gasy
« Réponse #1 le: 15-09-2003 à 22:53:00 »
Citer en réponseCitation

Marina io teninao io ry namana fa tsy tokony ho toaka gasy no ho entina andazana an'io nosy tsaratsik'io fa tokony zafatra hafa ohatra :vanille vato soa sns...
Mpanoratra :Laza valery
Signaler au modérateur   Journalisée
mpanala
Messages: 281


RE: vita gasy
« Réponse #1 le: 08-10-2003 à 11:11:00 »
Citer en réponseCitation

tsy aleo ve ronono e
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony