Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Culture
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: scripts vita gasy  (Lu 563 fois)
Madatsara

Messages: 34


scripts vita gasy
« le: 05-08-2003 à 20:31:00 »
Citer en réponseCitation


Miarahaba indray e

Raha mpandrindra takelaka (Webmaster) ianao na te hanamboatra takelaka dia mahaliana ahy ny hahafantatra ny hevitrao.

Mieritreritra ny hizara "scripts" vita amin'ny PHP ny tenako, misy karazany maro :

- FTP (File Transfer Protocol) --> fomba ahafahanao mandefa ireo "fichiers" eto amin'ny INTERNET tsy mila logiciel hafa fa ny "navigateur"-nao ihany dia efa ampy..
- Module Newsletter ---> Ahafahanao milaza vaovao momba ny takelakao hoan'ny mpitsidika. Mahazaka izay isan'ny mpitsidika tianao izy io satria mandeha tsikelikely ny fandefasana ny imailaka.
- Ny mbola ho avy : "Webmail", ilaina tokoa rehefa any an-toeran-kafa ianao anefa tsy afaka mijery imailaka satria ao anaty solo-saina-nao ihany ianao no afaka mijery an'izany.

Miala tsiny indrindra amin'ny teny vary amin'ny anana fa tsy hitako mihitsy izay hamadihana azy ireo amin'ny teny gasy mazava
Signaler au modérateur   Journalisée
OKAY
Messages: 281


RE: scripts vita gasy
« Réponse #1 le: 04-09-2003 à 17:18:00 »
Citer en réponseCitation

Ataovy milay ary ny scripts, dia ataovy amin'ny teny gasy daholo, ary ataovy maimaim-poana fa ho avy izahay haka.

OKay dia miandry izany izahay.

PS : aza atao be filirony be, fa ataovy mora ny fampiasana azy sy ny fampidirana azy ao anaty site web
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony