Noho ny fahaizan\\\\\\\'ny Piloty Gasy, dia tsy namoy ny ainy ireo olona rehetra nitaingany ny fiara-manidin\\\\\\\'i Air Mad izay niainga ny 08 Jolay alina teo.
Nirehitra ny fiaramanidina rehefa niainga sahabo ho 10 minitra, dia tena nirehitra tokoa fa tsy hoe vao saika hirehitra, ny olona rehetra tao anatiny efa gina sy nalemy satria dia hoe miandry fahafatesana sisa, noho ny fahaizan\\\\\\\'ny mpanamory gasy anefa dia tsy nikoropaka mihintsy izy, ary dia nariany teny ambony daholo ny solika rehetra tao @ tobin-tsoliky ny fiaramanidina, dia nitodi-doha izy niverina tany Ivato ka dia tafapetraka moramora tsy nisy natahoarana, ny olona dia havotra daholo, na ny entana tao anatiny aza dia mba havotra daholo ihany koa.
Arahabaina izany ireo mpitaingina rehetra fa dia mbola tsy tonga ny andro niantsoana anareo rehetra \\\\\\\"Fahagagàna Lehibe izao\\\\\\\".
Raha tany @ tany hafa io dia efa nindaosin\\\\\\\'ny fahafatesana daholo ireo iray fiara-manidina ireo.
Flux RSS

Citation
Journalisée
