|
patriravelo
Messages: 281
|
 |
teny razana (tohiny)
« le: 23-11-2005 à 16:43:00 » |
Citation |
Aloan'ny hikabary ny olona dia mila tsiny:RR,Zoky,Zandry,SNS.Avy eo dia miakatra eo @Razana:izany hoe ambony kokoa vaony velona.Avy eo indray dia ny zanahary;ary farany dia Andriamanitra
|