|
Biry
Messages: 1
|
 |
Tiako izy nefa izaho te hisaraka aminy nohon'ny nataony
« le: 23-01-2005 à 18:47:00 » |
Citation |
Tsotra:Voaporofonao ve aloha fa tena marina daholo ny eritreritreritrao;Eny ary raha marina ny eritreritreo dia tsotra anontanio izy dia vakio batsilana aminy fa hisaraka isika satri ireto avy no nataonao.Henoy hatrany anefa ny fanazavana omeny anao dia porofoy aminy fa diso izy.
|
|
|
|
|
|
Gasy petaka
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 23-09-2005 à 13:05:00 » |
Citation
|
Tsipelina DISO:Azoma 23 Septambra 2005 (misoratra mazava be io ambony io)Zoma no izy fa tsy Azoma, toy izany koa ny Talata fa tsy Atalata
|
|
|
|
|
|
josirah
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 03-02-2005 à 11:11:00 » |
Citation
|
azo atao ny manome azy fampitandremana farany ho azy ary lazainao azy ny tsy tokony hiverenan'ny zavatra nataony mba hanamafy ny fifankatiavanareo satria izy mbola tianao.
|
|
|
|
|
|
dadou
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 28-04-2005 à 13:45:00 » |
Citation
|
reveo izy rehefa tena tia anao;tadidio fa ny olona rehetra samy manana ny toetra ratsiny avokoa ,na ianao io aza,sao hiverina @nao zao ndray andro any
|
|
|
|
|
|
rabogosy
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 04-05-2005 à 12:07:00 » |
Citation
|
ahona io petrole any madagascar io aty paris
|
|
|
|
|
|
nandalo kely
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 08-06-2005 à 11:09:00 » |
Citation
|
rehefa zakanao mandrapahafatinareo ny ataony anao dia afaka mijanona aminy ianao, izahomanokana nanana vady mamono sy miteny ratsy ary manompa efa ho isanandro dia tsy mahazaka anizany aho fa mety ho faty tanora dia aleo nifampitsodrano dia nisaraka. Izao izy nanamabdy olona hafa mbola mitohy ihany ny vono vady. Anao ny safidy fa mazoto dia bonne chance e
|
|
|
|
|
|
destinée
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 06-09-2005 à 11:14:00 » |
Citation
|
raha tena tianao izy dia zakanao na inona na inona toetra ratsiny tadidio anefa fa ny fitiavana dia olona roa miaramihafy raha ilaina izany fa tsy hoe ianao foana akory no tokony hizaka an'izany. Ny fifampiresahana no zava-dehibe dia ao ihany koa ny fanajana sy ny fifandeferana
|
|
|
|
|
|
maeva
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 20-07-2005 à 11:56:00 » |
Citation
|
tsy zakany ny misaraka aminy nohon'ny fitiavany sady tsy manaiky ny hadisoany nyiray
|
|
|
|
|
|
ZAHAKO
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 17-08-2005 à 09:03:00 » |
Citation
|
ALEO TONGA DIA KARAKARAIN'NY KÖFA NY SIPA RAHA MISY NY BLEM E!.SADY NY ¨KÔFA KOA EFA RAMAMBAZAFY ARMAND E!
|
|
|
|
|
|
topy maso
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 27-10-2005 à 22:33:00 » |
Citation
|
Vadinao aloha sa sipanao io tinao io? Raha vady, dia tsy misy vahaolana afa tsy ny mifampiresaka. Raha sipa , dia mbola afaka misafidy hafa ianao. Sanatria akory hoe raha vady, dia tsy afaka misaraka. Mila fieritreretana matotra kokoa ny vady noho ny sipa.
|
|
|
|
|
|
jerry avy eni mamasina
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 23-12-2005 à 16:25:00 » |
Citation
|
fa maninona ni gasi eto france no tsi miteni gasi mihitsi ny sasani nefa hita fa gasi petaka izao izahai metisi indrai no miteny gasi nefa izahay misy ra vazaha
|
|
|
|
|
|