Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
Pages: [1 2 ]
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Tiako izy nefa izaho te hisaraka aminy nohon'ny nataony  (Lu 1557 fois)
BELOHA
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 29-12-2005 à 14:43:00 »
Citer en réponseCitation

Matoa ianao tsy tafasaraka aminy na dia tsy mety aza ny ataony dia mbola tena Tia azy ianao ka tadiavo aloha ny solony vao manapakevitra Ciao.
Signaler au modérateur   Journalisée
LOVE
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 31-01-2006 à 14:55:00 »
Citer en réponseCitation

Raha vady Mazava fatinao izyporofoy tsara aloha ,avy eo anotanio tsotra izy,araka ny famaliny no hampitomboanao ny fanotaniana ary amin'ny farany vao alefanao ny tsy azo andavana. eo no ahalalanao hoe mitsotra izy na mbola mihavitra ny hanohy na afa-po tamin'ny nataony, na mbola tia nano koa.Aza manampan-kevitra na inona na inona mitranga fa mitadiava fotoana handinihana tsara na hisaraka na tsia aza mamoaka fanam-pahankevitra mihintsy. Io sosonkevitra io dia hevitr'olonkendry, hoan'ny olona manaja tena , manaja ny fitiavany sy mbola tia, Fialana nenina amin'ny fitiavanao io fa izy ihany no hibitsika aminao hoe tsy tiko intsony izy, tsy noho ny hatezerana intsony fa noho ny famaliany anao. soava
Signaler au modérateur   Journalisée
JHG
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 03-02-2006 à 08:07:00 »
Citer en réponseCitation

Tonga de misaraha, dia mitady hafa koa, sady be dia be izy ireny eny an-dalana
Signaler au modérateur   Journalisée
GARY TAMATAVE
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 03-02-2006 à 08:10:00 »
Citer en réponseCitation

Tsy hitako ny antony hisarahana raha tiana izy, ka tsy aleho tsy miteny mihintsy, raha ohatra ahy dia rehefa tiako aloha dia tsy hisarakako mihintsy raha tsy hoe nanao toetra tsy mendrika tamiko
Signaler au modérateur   Journalisée
JHG
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 03-02-2006 à 08:13:00 »
Citer en réponseCitation

Tsisy tsy vitany fifampiresahana, raha ohatra tena marary aminao ny nataony dia teneno tsotra izy eo aza averina intsony fa satria sarotra anie ny mitady vaovao amin'izao raha tsy hoe hividy angamba. VELOMA DE MAHEREZA
Signaler au modérateur   Journalisée
eliRUN
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 15-03-2006 à 14:01:00 »
Citer en réponseCitation

itovizantsika io nefa araka ny tenin'ny sasany hoe matoa tsy mbola nisarahanao dia mbola tia izany mieritrereta tsara aloha vao manapa-kevitra mahereza
Signaler au modérateur   Journalisée
Pages: [1 2 ]
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Feedback Form