|
Merinaforever
Messages: 3
|
 |
Poeme
« le: 22-01-2005 à 02:23:00 » |
Citation |
L'unité nationale conçue par la colonisation et continuée par la République Malagasy est une usurpation pure et simple de l'unité selon Andrianampoinimerina.Cette 'unité' qui n'en est pas une,car factice,est la principale source de malaise dans la société "Malagasy",l'empêchant de se developper,et faisant d'elle un des pays les plus pauvres du monde. Vu le départ prometeur avant la colonisation,nous devons nous rendre compte de "la honte" qui nous pèse aux yeux de nos frères asiatiques,à cause de l'héritage gallinéen qui nous est imposé.FIRAISAM-PIRENENAMiala tsiny re ry zoky,miala fondro ry zandry,F'efa ho 50 taona 'zao isika no niandry,Mba ho tafala amin'ity fahantrana,Kanefa mosary ny hita eran'ny tanànaNa hihodinkavia ianareo na hihodinkavanana,Tsy ahita fanazavana iray mba azo tanana,Afa-tsy ny famikirantsika amin'ny firaisana..No mahatonga antsika hitondra faisana.Ahintsiho ny hevi-diso,aoka ny fitaka hihato,Fa tsy izay te hitambatra akory dia ho vato:Izy ireny no mitambatra anie ka voajanahary,Izany no fahamarinana hita miharihary.Ekeko kosa nefa,sady fantatro no haiko,Fa misy koa ny hoe "béton" amin'ny teny baiko.Toa mafy toa vato,nefa amin'ny teny tsy an'avona:Dia azo lazaina fa voakazon-didy jadona.Tohananao mafy ny maha iray ny Repoblika?Aminao mazàna,'zay mitsipaka an'io "alika"Satria izany hoy ianao no sitrak'Imboasalama,Sy ireo nanaraka azy,indrindra Ilehidama!Moa va ny tsy nitandrovan'Ilehidama hasasarana...Dia ny firaisam-pirenena holovan'i Tsiranana?Hadinonao koa angaha fa Andriamatoa GalliéniDia nanao izay ho afany mba ho iray ny "colonie"?Raha ny marina nefa no atao indray mibango,Ny harem-pirenena,ny vazaha no mitango ,Dia foana tsy nisy na ny sotro na lovia,Satria ireo no manjaka amin'ity tany ity.Indrisy r'Imboasalama,taloha ianao nandihyAnkehitriny kosa ny Merina,zary "confetis"Tonga amin'ny fiteny hoe:"ny anao no be indrindra"Ianao izay nanantena ny "lova tsy afindra"Ny anao azo lazaina,fa teti-kady nandamoka,Tsy hay hotohizana fandrao ho vonomoka,No hiafaranay Merina,sisa nanamborana,Sisan-dapabe,...sisa tsy nodorana.Merinaforever
|