|
Imahagaga
Messages: 281
|
 |
finday
« le: 17-01-2005 à 14:44:00 » |
Citation |
Ny teny hoe finday (hatreto aloha) dia entina ilazana ilazana ny "téléphone portable", satria entina an-tanana, hono, ilay izy. Izaho manokana aloha dia tsy dia mampiasa io voambolana io saingy tsy mbola mahita izay tena ilazana azy aho ka manaiky izay misy aloha. Sofin-davitra no ampiasaiko rehefa ilaza ny "téléphone" aho.Am-pitiavana
|
|
|
|
|
|
zedra
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-02-2005 à 13:11:00 » |
Citation
|
finday dia teny avy any atsimon'ny nosy
|
|
|
|
|
|
nary
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 16-02-2005 à 15:48:00 » |
Citation
|
ekeko fa teny avy any atsimon'ny nosy ny hoe finday fa tsy maha-dika ny "telephone portable". Ny dikan'io dia hoe FITONDRA, kanefa betsaka ny zavatra afaka hoentina.Misaotra. Metimety kokoa aza ny hoe FIANTSO mba misy heviny mifanakaiky kokoa.Misaotra.
|
|
|
|
|
|
bema
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 03-08-2005 à 21:03:00 » |
Citation
|
fiantsoana an-tariby tsy misy tariby. Hahavatra hiteny izany ve ianareo?
|
|
|
|
|
|
lala
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 13-12-2005 à 21:00:00 » |
Citation
|
mahaliana ny tenindrazantsika
|
|
|
|
|
|
ravaosolo lala
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 13-12-2005 à 21:03:00 » |
Citation
|
mahaliana ny hain-teny malagasy indrindra ohaolana satriko handinika azy ireo
|
|
|
|
|
|
ravelo
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 12-01-2006 à 16:32:00 » |
Citation
|
Ny amin'ny tenin-dRanary dia heveriko fa tsy mety eto ny fampiasana ny fiantso. Ny fiantso mantsy dia hilazana fomba entina hanavahana ny anaran'olona na biby na zavatra. ohatra: I Soa no fiantsoko azy.Saingy kosa : tamin'ny finday (portable) no niantsoako azy( fa tsy fiantsoako azy)
|
|
|
|
|
|
ratsimbazafy
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 21-02-2006 à 10:31:00 » |
Citation
|
nyando
|
|
|
|
|
|
ralita
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 13-03-2006 à 18:04:00 » |
Citation
|
Salama! Ka ianareo ihany aza eo no efa milaza fa finday=portable ka inona indray. Rehefa portable dia finday avokoa. Misy ny solosaina finday, sns... Ny olana eto dia ny ilazana ny telefona. Ka izay iantsoana azy tsy olana satria tsy misy izany ny teny malagasy. mirary soa
|
|
|
|
|
|